Izaho mpankafy rebika, t@ faran'ny taona 2007 dia namoaka clip vaovao ry zareo, satria tao daholo ny mpikambana rehetra manomana ny faha20 taona @ paska.Raha mba misy manana ireo clips mba halefaso @ dailymotion azafady indrindra e, ny hitako tapatapany tany Dago : Mirary soa, Miredareda.Fa tsara no nanaovan-dry lerony sy ny nanavaozany ny enregistrement @ ireo hira ireo an .Misaotra mialoha e.:wink: