Misy maniry hanan-janaka nefa tsy te hanam-bady !

21. pika ( 06/12/2005 12:57)
dia inona ary ny vahaolana aroso @ vhv tsy nisy naka vady mihitsy nefa efa mihalehibe de te hiteraka???

marina fa ny tsara dia ny misy ray sy reny miaramanabe ny zaza fa misy kosa cas oh io izao dia ahoana
22. mamzelkely ( 06/12/2005 13:12)
io anie matoa zay choix-ny hoe hiteraka ts manambady de vitany zany ny mikarakara an le zaza e de aleo izy hanao le choix satri marina mits io tenenin pika io we aôna zany ra efa mihalebe e vhv nefa tsisy vady de hiandry eo kosa ve ts misy vhv ts manana fanirina hiteraka zany:wink:
23. sipagasy ( 06/12/2005 15:57)
ravakamalala:

marina izany, misy aloha ilay efa tena tsy fidiny hoe lhl tsy haninn tys haninn no ao antrano, atao akory, fa tsy maintsy manao izay mety, sarahina izy, fa ilay misafidy ny tsy hanmbady mihitsy fa hoe te hiteraka fotsiny izao, za kosa tsy manaiky e!

tsy ny lehilahy rehetra no ratsy, fa mba anjarantsika ny mitady izay tena mifanaraka maintsika dia izay vao mana pakevitra hiteraka.




tena miala tsiny akia fa aleoko za sambatra irery toy izay hiaraka @ oul ho tarazo annn.

24. ari.malala ( 07/12/2005 08:57)
mamzelkely:

io anie matoa zay choix-ny hoe hiteraka ts manambady de vitany zany ny mikarakara an le zaza e de aleo izy hanao le choix satri marina mits io tenenin pika io we aôna zany ra efa mihalebe e vhv nefa tsisy vady de hiandry eo kosa ve ts misy vhv ts manana fanirina hiteraka zany:wink:



dakor 100% @ mamzelkely, sady aleo ko wa mahita anle zaza sambatra tsara milamina ny fianany eo anilan'ny reniny irery toy izay we samy eo le dada sy neny nefa miady lava sy ampijalian'le dada fôna le neny
25. mamzelkely ( 07/12/2005 09:29)
zay anie wa e
26. dadabe ( 07/12/2005 10:43)
soa ihany aho fa efa dadabe le !!
27. mamzelkely ( 07/12/2005 13:14)
de ts te hananjanaka tsony ve:roll::-D
28. pika ( 08/12/2005 04:48)
mety efa nilaozan'ny nenibe kou nga :-D
29. ari.malala ( 08/12/2005 07:43)
:-D:-D:-D:-Dnefa ary ambony ary mteniteny fôna we hiteraka 14 no tanjona, matanjaka kosa radada ko! hahazaka izay bb hovadin'io:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Danjekaky oooo:-D:-D:-D
30. vale ( 09/12/2005 03:54)
ravakamalala:

Izany ve ry reto tsy fitiavan tena tsotra zao? indrindra fa l� hoe te hiteraka fa tsy te hanmabdy, mba eritreretin ilay olona ve ilay zaza?


:wink:Ravaka à! tena mampalahelo tokoa raha ilay zaza hoe mila ny rainy sy ny reniny, fa nefa kou raha tokantrano korotan-dava sy gidragidra sy ny sisa...de vao mainka misy fiantraikany ratsy eo @ ilay zaza!:)ka aleo aza ry zareo misaraka rehefa tsy mifanaran-tsaina!(l)
31. ravakamalala ( 09/12/2005 22:02)
Hoy i arimalala :
sady aleo ko wa mahita anle zaza sambatra tsara milamina ny fianany eo anilan'ny reniny irery


sur ve ndry fa samabtra ny zaza tsisy ray? tsisy reny tsy tia zanaka izany ary hanao izay azony atao foana izy hahasambatra io zaza io. Ary ny zaza ho sambatsambatra sy falifaly foana satria manana reny tia azy, mahazo izay tiany, trano misy fitiavana, snsn tsy voatanisa, fa rehefa any aoriana any, jerevo tsara, fa tsy maintsy misy fiantraikany amin ny fiainan ilay zaza foana io tsy fananany ray io.
32. ari.malala ( 13/12/2005 06:56)
cas efa niainako anie aky io ry Ravakamalala e! ao fa handefasako hafatra manokana indry ;)
33. kafmalbar ( 13/12/2005 08:24)
Tsy naharaka tsara an'ilay discution fa ny ahy koa izany mba naniry zanaka nefa mbola tsy te hanambady,koa raha misy candidate aza misalasala fa misokatra ho anao ny varavara eh
34. Sorate ( 21/12/2005 13:05)
Miala tsiny b raha zao vao mandray anjara amin'ny resaka .Ka zao e:raha te hanan-janaka tsy manam-bady no tiany de mora azo izany toerana zany , satria tsy vitsy amin'ny lehilahy koa no maniry zany :-D
35. anjeliko ( 29/12/2005 06:17)
anisany tsy t hanambady nefa t hananjanaka aho.tsy midika akory zany fa handeha hitady lehilahy ba hanambotra zaza aho an!

tsy ny fiterahana ihany no fomba azoana zaza.misy ihany koa ny fanaganan-jaza.@ko na zaza naterako aza ka tsy tia ahy sy manaja ahy d tsy zanako!aleoko managana zaza tena hitia ahy sy hanaja ahy e!

etsy andaniny koa ,tsy d hitako loatra zay ilaina lehilahy !raha tsy hoe anga hanao zazakely e!ny vola samy mahita na lahy na vavy!samy efa mahavelona ny tenany ihany koa zao e!
36. reevu ( 23/12/2014 05:59)
Izaho manokana dia lehilahy te hananjanaka mba te hitaiza indray fa saortra amiko no ahita hoe vehivavy manaiky hiteraka amiko noho izaho efa misy olona miaraka amiko izay tsy te hiteraka intsony fa efa manana.

Fa raha tany ivelany aho dia sûr hoe nahita olona afaka hifanarahana hiteraka miaraka fa raha eto Mada mbola sarotra izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4523