Misy maniry hanan-janaka nefa tsy te hanam-bady !

1. Levy ( 02/12/2005 07:31)
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-hanan-janaka nefa tsy mahazo, misy miteraka maro be te- hampihena. Mifamahofaho tsa hita hoe akory izy ty !
novalian'i reevu ny 23/12/2014 05:59
2. ari.malala ( 02/12/2005 07:43)
ka zay le fiainana ko :) toa ny tsy an'ny tena foana no tsara... t@ za ts nanambady zao d betsaka ny namako manambady no mitsiriritra ny toerako, satria za mère celibataire tsin d bdb no miteny we zay no tsara, zao ndray hanambadyah d reo ol reo ihany ndray no miteny we tsara kosa izany, ts hay tsony e...
3. pika ( 02/12/2005 08:17)
:Dka zay lay fiaina reto a
fa ny @ mlg aloha dia ny hanambadiankiterahina
ny miteraka tsy manambady mahatsiaro ho miadana tsy misy lhl mety manaliaka saingy tsy asian'ny fiarahamoniona lanjany indray

zay eveerinao fa mahasoa sy mety aminao atao e
tsy misy kiana fa safidy avelao hiteny izay hiteny :)
4. sipagasy ( 02/12/2005 08:45)
pika io kosa dia arakaraky ny toerana misy anao ihany e! izaho izao dia niteraka fa tsy nila lehilahy hihihihi nefa dia manana ny fiainako tsara za satria mba azo atao hoe tsara asa ary be ny mitsiriritra ahy na @ asako na @ fiainako??? izany hoe vitako tsy misy lehilahy manampy e! Io koa dia arakaraky ny laharam-pahamehana entinao eo @ fiainanao ihany e!
5. pika ( 02/12/2005 09:29)
tsy asian'ny fiarahamoniona lanjany indray
hita io oh rehefa misy fivoriampianankaviana :-D:-D everin'ny olona mbola zaza angamba dia ampanaoviny raharahabe:-Dtsy mahazo avarapatana
io anie ilay hoe safidy ry sipagasy e izay ilay hoe izay mahasoa sy mety aminao atao
tsy mitsara aho ary tsy manome tsiny an'izaniza mihitsy fa izay no everiny fa mety sy mahasambatra azy
fa saingy moa ve ny ankamaroan'ny fiarahamonina ny eto dago no resahiko malalantsaina oh izany daholo??

dia eto aho dia mamporisika izy olona nisafidy izay fa mety aminy dia hoy aho hoe tohizo dia avelao hiteny izay hiteny fa na mety ataonao na tsia dia miteny foana izy ireo
6. ari.malala ( 02/12/2005 12:01)
pika:

tsy asian'ny fiarahamoniona lanjany indray
hita io oh rehefa misy fivoriampianankaviana :-D:-D everin'ny olona mbola zaza angamba dia ampanaoviny raharahabe:-Dtsy mahazo avarapatana



tsy voatery aky a :) ny tena fahita matetika d @ voalohany ihany alo no tena manenjika ny ol fa refa ela ny ela d lefy ihany iny vava iny d mi accepter zareo, indd refa hitany we mizotra tsara ny fiainandry... hiatko t@ko alo e, vao bevoka d efa ratsy jery, teraka indray, d vao maika lava maso fa nony hitan'ireo mpanenjika we nafatifaty le zanako d zareo ndray no nanatona ana... sady nitsiriritra wa we sambatra ee, wawawawa, fa io na in ataondry na in ataondry d mitsikera ny ol fa refa ts taita indry mangina izy... :)
7. kally ( 02/12/2005 12:22)
Aza mivaky saina amin'ny fiainan'ny olona izany ho'a fa samia manao izay mahafalifaly ny fony sy mamptipety ny fiainany. Raha ny vavan'ny olona no itondràna ny fiainana dia tavela eo!
8. fijo ( 02/12/2005 22:39)
misy fahamarinany io voalazan'i pika io.any mada.fa aty ivelany dia tsy izay intsony.nefa moa dia samia miaina ny azy e
9. Herimiafina ( 02/12/2005 22:48)
Single parent antsitrampo izany klé, revimbazaha izany, mety mbola tsy mety amin'ny fiaraha-monina malagasy marina. hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. fiaritiana ( 02/12/2005 23:01)
zà zao lé izy roa no tiako!lé manambady dé mananjanaka!:-D:-D:-D
11. pika ( 03/12/2005 05:57)
de refa avy eo te hisaraka :-D:-D
tsy vazivazy io fa tsy hoe injy akory
48% ny mlg mangataka divorce doly
12. watafon ( 03/12/2005 10:43)
d zany v no tsy hanambadiana sy hiterahana ! :-D:-D
13. vale ( 03/12/2005 12:09)
Levy> ie, misy maniry te hanan-janaka fa tsy te hanambady! mety nisy lehilahy nampijaly azy angamba ka tsy tiany ny manam-bady! ny zanaka indray iny no fara handimby ka dia izay no iterahany?
14. Herimiafina ( 03/12/2005 21:20)
Zah kou zany te-hananjanaka tampoka nefa tsy te-hanambady klé, ahoana aza ny fika, zah nefa tsy manana ovule? hehehehe:-D:-D:-D:-D
15. vale ( 04/12/2005 00:18)
Levy> misy koa ny olona sasany "contre" @ mariazy! iny aloha "cas" hafa e, fa tena marobe ny vehivavy miteraka fa tsy te hanam-bady!Matahotra ny hijaly angamba? (tsy ny lelahy rehetra akory no oe mampijaly fa sô de itambaranareo eo aho! hihihihi)
16. xxx ( 04/12/2005 15:47)
zah raha manambady de manao foana isanandro d ny miteraka 14 no tanjona ,tsy amelako raha tsy malozotra kle

anjekaky oo :@
17. ravakamalala ( 05/12/2005 00:27)
Izany ve ry reto tsy fitiavan tena tsotra zao? indrindra fa lé hoe te hiteraka fa tsy te hanmabdy, mba eritreretin ilay olona ve ilay zaza?
18. pika ( 05/12/2005 10:37)
inona kosa ary no mety @ ravaka e
zaza efa zatra tsy nisy ray teo nefa fianana feno filaminana sy fifankatiavana ny ao antrano sy hitan'ny masony
sa ho tabataba, mifamono, mizdy lava, sy ray sy reny samy mandeha samy mitady no hitany, vao maika simba ilay zaza
ao koa ny misy hoe efa lehibe izy nefa mbola tsy nisy naka vady alaina mantsy ny vhv ny gasy no resahina eto a dia naleony nitady olona fotsiny hiterahina ny zanaky ny havana mantsy tsy havita anao rehefa antitra na marary
19. ari.malala ( 06/12/2005 07:21)
ravakamalala:

Izany ve ry reto tsy fitiavan tena tsotra zao? indrindra fa lé hoe te hiteraka fa tsy te hanmabdy, mba eritreretin ilay olona ve ilay zaza?



tsia hoy aho!!! hitandry,miala tsiny alo fa efa zatra le ndry an :) ) misy fitenenana we vaut mieux rester seule qu'petre mal accompagnee nga mo izy izay ra ts diso za, sady zao ko aky a ny zanaka ts hoavy hiteny mitns we ndao hisaraka refa mahita ny tiany izy, ny zanaka na maditra aza zanak'indry foana iny, ao ko le we ny vady azo soloina fa ny zanaka andry eny foana iny...
20. ravakamalala ( 06/12/2005 10:47)
marina izany, misy aloha ilay efa tena tsy fidiny hoe lhl tsy haninn tys haninn no ao antrano, atao akory, fa tsy maintsy manao izay mety, sarahina izy, fa ilay misafidy ny tsy hanmbady mihitsy fa hoe te hiteraka fotsiny izao, za kosa tsy manaiky e!

tsy ny lehilahy rehetra no ratsy, fa mba anjarantsika ny mitady izay tena mifanaraka maintsika dia izay vao mana pakevitra hiteraka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5564