Paraky...Mamsa..poudre...

1. Levy ( 26/07/2006 06:31)
Mba lasa ny saiko mandinika hioe avy aiza no nahazahoan'ny Malagasy sasany ny fihinanana paraky. Tsy haiko aloha any @ firenena Aziatika na Afrikana sasany fa tsy mbola nahita loatra aho hoe mihinanan paraky, indrindra ilay atao poudre dia ilay arapaka ireny...ilay asisika ambany lela sy atao @ nify...Malaza manko izay ireny indrindra @ izay fotoanan'ny hiragasy sy famadihana izao...
novalian'i prime ny 02/08/2006 13:46
2. Aino ( 26/07/2006 06:34)
levy mety ry zareo taolo tany no nahita ny fomba hinana azy io. ary raha ny toherana sasany dia mino aho fa be dia be saingy tsy poudre fa mety fomba hafa ny hinanany ry zareo azy.
3. MTN ( 26/07/2006 07:28)
Misy namako avy any Nepale, any Azia io, dia tena mihinana paraky isan'andro mihitsy izy. Ilay asisika anelanelan'ny molotra sy nify ireny mihitsy.
Za nanandrana fa kay reny tsy ampy iray minitra akory ianao dia badenina an
4. naughtyboy ( 26/07/2006 11:02)
avy any azia aloha de mitombina fa nisy karana avy ao Goa(india)zay itako mihinana ra ny filazany de anisany tany mpamokatra azy io zareo fa voarara izy io any @ tany mandroso @ noho le nikotina mahery b ao anatiny ary haingana koko ny fidirany any @ ra sy taova any anaty, mahafoy andro vety2 ony.
5. tsoupou ( 26/07/2006 11:51)
Io ange ry Levy efa fomban'ny olona hatramin'izay e, na ny amerikana aza.
jereo nge lé western reny e, lé cowboy amreny ange minana e, ny azy tsy vovony be fotsiny fa tetehina majinika otran'ny sigara iany.
Fa isika no nangalatahaka, otran'ny hatram zay ihany e
6. prime ( 02/08/2006 12:43)
tsoupou> nagala-tahaka ohatry ny hatr@ izay ahoana ary??!!!:wink::-D:-D
7. tsoupou ( 02/08/2006 13:26)
Prime:
nagala-tahaka ohatry ny hatr@ izay ahoana ary??!!!
Tsika kosa ry Prime dé nangalatahaka izao rehetra izao a, nefa hatr@ ratsy nalaina tahaka, nefa mbola tsy nivoatra ihany. Jereo ny japoney nangala-tahaka dé nahay nangala-tahaka tsara dé jereo ny fandrosoany :!:
Fa nentsika ve ranga fako atao any ambava avy dé halaina tahaka, tsssssss
8. prime ( 02/08/2006 13:46)
Ka ilay fako mampidizina ny sasany kooohhh!:°):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0374