Famakiana boky ...

1. Levy ( 17/10/2005 13:33)
Marina amin'izao fotoana izao fa maro sady mety ho lafatra ny "informations" sy ny hevitra azo trandrahana @ internet. Fa taranjam-pianarana sasany dia mbola ny vaky boky aloha no mbola manan-danja sy mampanan-karena ara-tsaina...nefa arakaraka ny tsirairay sy ny taranja atao ihany.
2. Fanja1 ( 17/10/2005 16:34)
za tena d'acc @nao levy.. tena mampanan-karena ara-tsaina ny famakiana boky.:-)
3. sipagasy ( 17/10/2005 16:35)
izay teninao izay mihintsy kannn
4. pika ( 18/10/2005 09:54)
tsara saingy ny ankizy ankehitriny dia efa variana @net sy ny télé dia hadino ny famakiana boky
5. ravakamalala ( 01/11/2005 14:23)
tsy ny ankizy ankehitriny ihany fa ny zavatra tena hitako sady mampalahelo ahy dia ny gasy tsy dia tia mamaky boky.
6. Herimiafina ( 02/11/2005 01:09)
ravaka an, arakaraky le boky io, ny ahy izao raha tsy misy sary de tsy tiko, raha tsy hoe mifandray amin'ny zavatra karohako angaha, ohatra mémoire tiko atao de tsy mahita soratana zah,

Zah koa tia mamaky BD be mintsy, sirtout gasy: koditra, benandro, grand maître Ramazana, doda, naivo kely, nofy, radanz, sns
7. eucalyptus ( 02/11/2005 10:25)
Tsy mahay mamaky boky ny ankizy ankehitriny satria manjaka ny sary ary ny Net matetika tsy misy fianarana mamaky fa misarika fotsiny @ ny alalan'ny sary dia hanjakan'ny mpivarotra izao rehetra izao tsy mahasoa matetika : Mila fiheverana ny votoantin'ny fianarana an-tsekoly hitarika ny mpianatra hamaky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2477