zavatra tokony hatao

1. jon ( 03/12/2005 10:32)
inona no mitarika ny olona iray hanao zavatra iray !
satria misy olona dia mahalala avy hatrany ny zavatra ataony ; nefa misy sasany mba mandinika hiany nefa tsy mahalala izay ataony mihintsy !
2. jennifer2 ( 03/12/2005 17:02)
arakaraky ny fomba fitaizan'ny ray amandreniny io. de arakaraky ny zava-misy manodidina azy.
3. Herimiafina ( 04/12/2005 01:18)
Misy ny zatra tolorana sy ampiana foana de refa avela irery de tsy mahalala ze zavatra ataony tsony, hehehehe:-D:-D:-D:-D
4. fiaritiana ( 04/12/2005 19:49)
misy njay ny tsy tolorana fa mi-debr dé mahalal ny zavatra ataony!:-D:-D
5. Herimiafina ( 04/12/2005 19:57)
De misy njay ny sady tsy otsan'ny ilay iray no tsy otsan'ilay iray, exception, hehehehe:-D:-D:-D:-D
6. fiaritiana ( 04/12/2005 20:33)
otsinà io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4566