LE CHACUN POUR SOI

1. Fiffi ( 03/12/2005 20:20)
Miarahaba antsika rehetra eto indray. Misy zavatra tena mahalasa ny saiko @ ity fiainana ity. Raha mijery ny fianam-bazaha aho dia tsy mampitonga saina ahy mihintsy fa raha hiakatra tohatra teny @ CDG aho dia nisy rangahy iray navesatr'entana be ka mba nangatako fanampiana , olona zany hozy nareo niakatra io tohatra io nefa dia na iray aza dia tsy mba nisy nanaiky hanampy io olona mavesat'entana io.
Nahita koa aho vehivavy nianjery dia tsy mba nisy nanampy koa fa dia shy mijery ilay olona fotsiny. Tena izany ve hoe "chacun pour soi et Dieu pour tous" ?
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:39
2. Herimiafina ( 03/12/2005 20:23)
Non Fiffi, tsy izany mahintsiny le filozofian'ny chacun pour soi kah, fa zava-mitranga ao CDG izany rehefa stressé sy rehefa tratran'ny rythme ny olombelona, hehehehe:-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 03/12/2005 20:30)
herimiafina: ka io ange ka echantillon fotsiny io tantaraiko io e! na tsy misy stresse , na tsy maika akory aza , efa bma betsaka izay zavatra hitako izay fa raha kestion hoe fanampiana aloha dia tsy mbola nahita aho e!
4. Herimiafina ( 03/12/2005 20:39)
Ka hainao ihany kah, rehefa tanandehibe rehetra dia hahitanao zavatra toy izany foana rehefa betsaka ny olona. Izay mandalo rehetra manao hoe, tsy maintsy misy olona iray hafa ankoatr'ahy eo hanampy an'io fa izaho maika.

Izay ilay stress sy rythme miaraka amin'ny modernisation e, andevozin'ny fotoana ny olona ankehitriny.
5. Fiffi ( 03/12/2005 21:39)
Tena marinamihintsy aloha io e! saingy @ maha-olombelona kosa anie ve dia tsy mba misy afaka hanampy , @ izay anie ilay fanampiana tsy hoe ara-bola na zavatra hafa fa fanampiana olona mianjery eo imasonao eo ve de ianao sahy mijery azy fostiny fa tsy manampy !!!
6. Herimiafina ( 03/12/2005 21:43)
Hitanao, ny civilization mahintsiny no nahatonga izay, tsy no-former-na ho amina sentiment mihintsy ny olona amin'ny toerana toy ireny noho ny fahasahiranana ara-mpiainana.

Olana mitranga izany ohatra aty Canada ana any States satria nisy fotoana ry zareo nijely be taloha, tamin'ny andron'ny ruée vers l'or, dia tsy mba nanairy hiteraka sy hananjanaka ao anatin'ny fiainana sarotra izany. Ary izany no antoky ny antsoina hoe économie libérale sy ny économie de marché, ny capitalisma izany e.

Tsy misy izany hoe resaka sentiment izany fa tout est économie ka raha tsy vola tsy miteny aminy.
7. Herimiafina ( 03/12/2005 21:54)
Amin'izao fotoana izao, mahagaga ny mahita olona mifanolobodirindrina efa aman-taonany nefa tsy mifankahalala, noho izay assentiment izay.

Qui ne connait pas la froideur des américains?

Fa izao koasa nefa, noho ny fifangaroana be, ny metissage de efa manomboka mihamaro ny olona mitsinjo ny hafa ary manampy ny namana amin'ireo tany ireo, matetika amina toerana hitambarana toy ny fianarana, ny oniversité, ny asa izany.

Fa raha mboola eny andalambé aloha dia miezaha foana ho independant fa sarotra ny hahita olona hanampya ano izany. :*
8. vale ( 04/12/2005 00:09)
Fiffi> mba lalina marina ky izany!!!
Herimiafina> ie, ny eny ambony bus (manome toerana) na le mpanampy vehivavy mampiakatra poussette ireny rehefa "en panne" ny tohatra dia mba ahitana izany ihany!satria betsaka vahiny manome "exemple" fa ny eny an-dalambe de tena "chacun pour soi et dieu pour tous" marina!!!
9. fasaly ( 04/12/2005 18:16)
ka atao ahoana fa fantako tsara ny olona ao paris ao injinja reo vazaha ireo, fa kondrana amilay stress de tsy lasa humaine tsony fa lasa otran'ny robot mandeha ho azy e! pokaty tsy manana fahaizana miaina ny ao amin'ny atidohany ao....
10. sonwin ( 04/12/2005 18:30)
he he he, kin malaza fasaly a:)
11. fiaritiana ( 04/12/2005 19:27)
mbola hafa ny gasy e!
12. Herimiafina ( 04/12/2005 19:29)
Karazana assentiment iray: rehefa miaraka (misipa0 amina vazaha ianao dia tsy misy afa-tsy saosy sy sexe fotsiny no miady, hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. fiaritiana ( 04/12/2005 19:35)
ohatran ny kouaitra zany koa!
14. Herimiafina ( 04/12/2005 19:39)
Sady tsy misy quoi raha miara-matory amin'ny olonkafa aza na ianao na izy, de tsy misy resaka zaza izany mihintsy koa, fa tendremo fotsiny fa ny tena tsy tiany de le manampitiavana amin'olonkafa, saropiaro izy amin'iny. hehehehe:-D:-D:-D:-D
15. fiaritiana ( 04/12/2005 19:45)
fa ny aretina no bobaka koa!sa dé hifindrany eo raha mitetateta!
16. Herimiafina ( 04/12/2005 19:47)
Non, mampiasa kapoty mandrakariva kah, tsy manaiky manao firaisana manta izany izy. Fa injainjay koa mety olona telo ianareo no eo ambony lit conjugal, ianao de izy de ny rafinao iray. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. fiaritiana ( 04/12/2005 19:47)
kiiiii!zany ve tsssssssss!
18. Herimiafina ( 04/12/2005 19:50)
De somary manao vengeance kely konkou enao an, mitondra sipa hafa, fa toa izay no naharava ilay relation raha tsy diso zah, le sipa foana no saropiaro voalohany, hehehehehe=))=))
19. fiaritiana ( 04/12/2005 20:08)
io fa nipoitsa ny marina!:-D:-D
20. Herimiafina ( 04/12/2005 20:11)
Ka ny lesona azo tsoahina de aza mangalatahaka ny principe-ny hafa fa ny fanajanao ny tokony ho zakan'ny tenanao no ataovy.
Izany hoe, raha manao toy izany ny olona manodidina anao de tsy voatery manao toy izany ianao satria hoe otsan,izany ny manodidina ahy, fa izay mahatsara ny tenanao no tokony hataonao.

80taona raha misy dia misy ny fiainan'ny olombelona, kely dia kely izany, ka aza gaspiller-na amin'izao zavatra tsy manjary tsy mety amiN,ny tena rehetra izao. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3782