LE CHACUN POUR SOI
24. Herimiafina
(
04/12/2005 20:33)
Fa ny tena zavatra tsy tiko sy mampalahelo ahy de le miresaka amina olona tsy mahafantatra izay ilain'ny tenany fa izay ataon'ny hafa foana no ataony filamatra. Mauvaise estime de soi même, matetika mantsy ny olana ara-tsosialy rehetra dia avy amin'izy ireny: ny trahison, ny escroquerie, ny adiady, ny jalousie, sns.
26. Herimiafina
(
04/12/2005 20:50)
Mila beazina sy ampianarina an'ilay methode izy kah, matetika mantsy ny valeur hoeritreretiny dia vola, voninahitra sns, tsy fantany anefa fa misy karazana valeur be dia be mahintsiny eto ambonin'ny tany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D