Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Maheriloha ( 30/11/2005 13:47)
AZA MBA TRATRANY IHANY
iNDRAY ANDRO dia niaraka hono izy 4 dahy ka niresaka sipa ( fanaon'ny olona nalahy na vavy mantsy no miresaka sahala an'ity ). Hoy ny iray tamin'izy 4 hoe : , Aiza leysy hoy ny iray , iry letsya! sad... suite
répondu par Veloo le 04/12/2005 01:34
Mifenty ( 30/11/2005 13:33)
Pretra homo, dé maninn nefa e!!!
Mampiaka-peo mafy mitsy i Vatican fa tsy ekena ny pretra manana tendance homosexuelle. tsy ekena ny ordination izany eh. Gaga iany aho satria, 1- misy refy ahafantarana an'io tendance homosexuell... suite
répondu par Mifenty le 11/01/2006 11:19
gasitiako ( 30/11/2005 12:29)
BEVOKANAO AHO
Niaraka hono ny vitsika sy ny soavaly tany anaty ala, torana tampoka anefa ilay soavaly lahy, fa naninona tampoka teo ary ?!!!!! BEVOHOKANAO AHO hoy ny vitsika, tezitra ny soavaly ka tapakevitra ny ha... suite
répondu par Veloo le 05/12/2005 17:08
Fanja1 ( 30/11/2005 12:27)
Séduction : 5 types d'hommes à éviter
ls sont ce qui peut vous arriver de pire dans une relation. A moins d'aimer se compliquer la vie, certains archétypes d'hommes sont à fuir de toute urgence. Apprenez à les reconnaître en cinq minu... suite
répondu par hertix le 29/01/2006 07:12
gasitiako ( 30/11/2005 11:35)
dans une biblio
Une blonde erre dans les rayons d'une bibliothèque. Une autre blonde (employée de la biblio ) veut lui venir en aide et lui demande ce qu'elle cherche : - Je voudrais un livre ... - De quel au... suite
répondu par Veloo le 07/12/2005 18:48
gasitiako ( 30/11/2005 10:49)
olombelotsiakoho
niala vao maraina be tao an-trano za indray andro zay, vao haingana io, poritra mafy te hikapa ranony nefa za, tsy nahita coin fa voatery nitifitra poto, tonga tampoka anefa ireny le police communale ... suite
répondu par Veloo le 04/12/2005 01:37
vaovao ( 30/11/2005 09:33)
fifaninanana hazakazaka
Sepotra ery i Naivo niditra ny trano, -"fa avy taiza izy zany?"hoy reniny, -avy nanao fifaninanana hazakazaka izahay mpiara-milalao eto an-tanàna -Ha!!De fahafiry enao t@ zany hazakazaka izany? -... suite
répondu par Veloo le 07/12/2005 18:48
tiam ( 30/11/2005 06:07)
mba mila torohevitra
misy olona izany ato an-trano toy ny voly sy misy manindrotsindrona ny lohany midina tongotra roa raha tany @ dokotera dia nilaza izy fa tsy ampy vitamineB nefa mba lasa ihany ny saina sao tsy dia ... suite
répondu par fijo le 06/01/2006 20:04
Biko ( 29/11/2005 19:37)
Mila toro-hevitra, halohalika ny ranom-bary! vonjeo
Tena faly be ny tenako nahita ity serasera ity, natoron'ny namana iray, ka mba mila toro-hevitra fa dia mijaly loatra. Tovolahy, 29 taona. Manohy fianarana am-pita. Manana olon-tiana, tany Madagasikar... suite
répondu par dadabe le 30/12/2005 15:15
diamondra27 ( 29/11/2005 07:30)
seduction, charme
azonareo lazaina eto ve ny ataon'ny lhl rehefa hi-charme na hi-séduire vhv izy, na fombafomba na paroles mety daholo? ... suite
répondu par diamondra27 le 25/02/2006 17:17
pika ( 29/11/2005 06:57)
vokatry ny adimpiainana ve sa efa tena misy devoly
mirongatra izao ny asanjiolahy eto dango ary tsy vitan'ny mandroba fa dia mamono olona @ fomba feno habibina tanteraka( tapahina ny loha,avoaka ny tsinay,borina ny tanana, .....) ny tontakely sy ny m... suite
répondu par Falzar le 21/04/2006 13:13
fiaritiana ( 28/11/2005 20:33)
Tairo àry zé mahay e!
Ny dikan ny hoe tiako ianao izy ity fa amin ny teny zay hainao na sinoa na karana na inn...zay fantatrao!!dé préciseo le origine an! oe avy aiza izy io,ohatra reto ataoko eto ambany reto... misotra... suite
répondu par jennifer2 le 07/12/2005 01:43
Tiah ( 28/11/2005 15:39)
mila valiny @ lhl ô!!!
ra misy vhv tia anareo ka mijerijery d in no reaction anareo 1er?... suite
répondu par rakekely le 06/01/2006 07:39
Tiah ( 28/11/2005 15:38)
mila valiny @ lhl ô!!!
ra misy vhv tia anareo ka mijerijery d in no reaction anareo 1er?... suite
répondu par zakandrainy le 29/11/2005 07:12
rabejo ( 28/11/2005 14:45)
Fangatahan-kevitra momba ny fetin'ny faran'ny taona
Aiza no tena mba Ambohipihaonan'ny gasy eto Montpellier rehefa fetin'ny faran'ny taona e ? Izahay manko izao tsy mba manana toeran-kaleha fa dia miandry ny antson'ny namana raha misy azo iarahana.... suite
répondu par zandrikely le 17/12/2005 19:00
namanao ( 28/11/2005 14:39)
miborosy nify sady mihira
Iza no efa nahavita sady miborosy nify no mihira eh!? Fantatrareo va fa misy fomba mampety ny miborosy nify no sady mihira!!! (roa aloha no fantako) araka ny eritreritrao ary ahoana zany? ... suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:01
hery ( 28/11/2005 14:21)
Ireo namana nampiditra sary be indrindra
Rehefa natao ny kajy tsotsotra dia ireto ambany ireo ny namana nampiditra sary be indrindra. Mazava ho azy, tsy nisaina ireo sary natokana ho an'ny namany manokana. Azonareo jerena ny mombamomba azy d... suite
répondu par akamatiana le 11/12/2005 10:08
eprom ( 28/11/2005 14:09)
Lanitra sy afobe
Nisy bandy roalahy hono izany maty. Le iray, mpirevy toaka sy vehivavy be t@ mbola velona de nalefa tany @ afobe. Le iray indray masimasina be de tany @ paradisa. De nojeren'le bandy tany @ paradisa h... suite
répondu par Veloo le 01/12/2005 18:05
balite06 ( 28/11/2005 12:01)
ny fanitsiampivavahana tsy mbola vita
nankalaza taona maro niforonana ny mpampiely baiboly malagasy , mivoatra araka izay fandehany ny fiangonana ary hetsika tsy azo sakanana ny tantara harafitry ny fivavahana eto Madagasikara. Ny tiako ... suite
répondu par jentilisa le 03/12/2005 13:51
lorra ( 28/11/2005 11:29)
inona kay no tokony ataoko?
misy bandy efa fantatro fa tia ahy fa tsy sahy manantona miresaka izy ,fa otran'ny misalasala be fotsiny sa te handroso izy nefa sady tsy mahasahy ,izy koa anefa tiko ,liandry ny 1er pas avy any aminy... suite
répondu par rabemax88 le 18/01/2006 06:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.7284