Pretra homo, dé maninn nefa e!!!

1. Mifenty ( 30/11/2005 13:33)
Mampiaka-peo mafy mitsy i Vatican fa tsy ekena ny pretra manana tendance homosexuelle. tsy ekena ny ordination izany eh.

Gaga iany aho satria,
1- misy refy ahafantarana an'io tendance homosexuelle io ve?
2- ny pretra raha tsy diso aho dia tokan-tena. Noho izany dia tsy tokony hisy idiran'ny tendance sexuelle amin'izany amin'ny asa fitandremana
3- Raha tsy ekena koa anefa io dia iza izany no mba hitondra ny evanjely ho an'ireny olona homosexuelles ireny?
sa hoe tsy asan'ny fiangonana izany fa aleo iany izay mitovitovy orientation sexuelle amin'ny tena no itoriana?

Asa kloungany e
novalian'i Mifenty ny 11/01/2006 11:19
2. lapino ( 30/11/2005 13:38)
mifenty:
3- Raha tsy ekena koa anefa io dia iza izany no mba hitondra ny evanjely ho an'ireny olona homosexuelles ireny?

Sô de mba tsy ny evanjely no hoentin'lery any kle! :-D:-D
3. radriana ( 30/11/2005 13:47)
Mifenty, f'anga moa any ampiangonana misy misoratra na miteny hoe ny tsy homosexuel ihany no mahazo miditra ato ? sa inona no tianao ho lazaina amilay faha-3 ?
ie ny pretra tokantena fa amin'ny mahaolombelona dia tsy maintsy jerena ihany ny tendance sexuelle satria lehilahy daholo anie ny pretra e, ka raha tsy homo izy tsy dia misy atahorana satria tsy misy vehivavy ao fa raha homo izy sao voajono ao daholo ny namany pretra.
Ilay refy ahafantarana azy indray aloha tsy haiko e, mety sarimbavy angamba
4. hery ( 30/11/2005 14:10)
Tsy lalàna vaovao io akory fa efa nisy hatramin'izay. Ny antony nanamafisana azy dia satria manana chance be be kokoa ny pretra noho ny tsy pretra noho izy tsy tokantena.

1. Ny refy ahafantarana ny tendance ve?
Mandalo fanabeazana maharitra sy ao anatin'ny ankohonam-piainana ny mpianatra ho pretra sy ny pretra. Toa ny zanaka antrano ho an'ny Eglizy... ka hita ny tendance.
2. Tokantena ve ka tsy tokony hisy tendance?
Vao maika mafy ny fakam-panahy satria mety hisy tendance homosexuelle rehefa tsy mampiasa ny instinct amin'ny sexe opposé.
3. Iza no hitondra ny Evanjely amin'ny homo?
Ny mpangalatra ve no mitondra Evanjely ho an'ny Mpangalatra? Ny pretra mpamono olona ve no hitondra ny evanjely ho an'ireo mpamono olona? Toa izany koa, tsy voatery ho homo vao afaka hitondra Evanjely ho an'ny homo (Ary tsy voatery ho vehivavy :-) vao afaka hitondra Evanjely ho an'ny vehivavy... tsy voatery ho mpanambady vao afaka hitondra ny Evanjely ho an'ny olona manam-bady.

Fanontaniana manaraka? :-)
5. dadasy ( 30/11/2005 17:38)
de misaotra an'i Hery fa de tsy hanombinana tsy hanampiana le fanazavana=D
6. Mifenty ( 30/11/2005 19:54)
Ny fijeriko aloa dia tsy rehefa tonga any am destination ny evanjely dia izay no zava-dhibe.

Ny tena mety atahorana angamba dia hoe sao dia handripaka ny ao am seminera ry zalahy kou. Tsy vao omaly anie io resaka homosexualité n'ny pretra io e.

io no itovizan'ny seminera amin'ny any am miaramila.

Ny ela mantsy hono maharay roa kou.
7. pika ( 02/12/2005 05:28)
Fanontaniana manaraka?

tsy misy fa asa imifety fa de mazava be tokoa fa =D=D=D
8. xxx ( 02/12/2005 05:34)
hery:
Fanontaniana manaraka? :-)

voavonjy doly ve ny oul rehetra mon...ami? :)

9. lapino ( 02/12/2005 05:41)
Raha misy olona vitsivitsy anaty ranomasina milomano. Dia misy sambo lehibe mandalo, ary notsipazan'ny mpiantsambo tady hampakarana azy ao anaty sambo. Voavonjy daholo ve ilay olona?

Tsia, izay nandray an'ilay famonjena natolotra azy, dia izay ihany no voavonjy.

ps: tsy i hery angamba no iafenanao amin'ilay xxx, fa izay mamaky ;)
10. dadabe ( 02/12/2005 06:20)
de maninona nefa e!!!
11. routa ( 02/12/2005 07:19)
zany tokoa ry olona ooo zay mino sy voantso ary matoky e!
12. Mifenty ( 02/12/2005 10:10)
ka tsitako oe maninnn tokoa anie le izy e.
13. Fiffi ( 02/12/2005 12:46)
eny hoa ry dadabe , de maninona anefa e ? samy olombelona e!
14. xxx ( 02/12/2005 14:16)
samy olombelona fa ny homo marary fanahy sy saina
15. marozevo ( 02/12/2005 23:59)
Hoy i Mifenty hoe

Io no itovizan'ny seminera amin'ny miaramila.

Fa efa tany aminin'ny seminera angah i Mifenty, sa vinavina avy eto ivelany fotsiny? Raha tany no niala i Mifenty dia angamba saiky hampitovy fitondran-tena amin'ny any amin'ny caserne dia noroahina. Raha tsy tany moa dia prejugé izany no ataon'i Mifenty. Raha sanatria ka mbola any amin'ny seminera i Mifenty amin'izao fotoana izao, dia mialà haingana fa tsy mendrika....
16. Mifenty ( 03/12/2005 16:56)
>>marozevo

ra tsy tsisy atao aho kou.

Manana namana maro nefa aho no mitantara an'io. Heveriko hoe tsy mandainga ireo satria futur pretra kou.

Fa hono hoa eh; fanontaniana kely ity

ny maha pretra ve asa sa antso eh???
17. marozevo ( 14/12/2005 00:40)

Mifenty >
Ilay naman'i Mifenty izany no tena be vinany eh.. Raha futur pretre izy ireo dia tokony handinin-tena fa tsy misy toerana ho an'izay mampitovy fiainana amin'ny fiaina-miaramila ao amin'ny Fiangonana.

Araka ny fahafantarako azy dia ANTSOina'Andriamanitra hiASA ny asan'Andriamanitra ny Pretra.
18. Mifenty ( 14/12/2005 09:19)
>>marozevo

raha ANTSO ilay izy dia tsy mba miANTSO ny homo ve zany zao Andriamanitra lazaina lava fa tsy manavakavaka izao eh.

Otrany oe tsara fanahy anie zao Andriamanitra ao zao e.
19. lapino ( 14/12/2005 09:51)
Mifenty:
raha ANTSO ilay izy dia tsy mba miANTSO ny homo ve zany zao Andriamanitra lazaina lava fa tsy manavakavaka izao eh.

Andriamanitra tsy manavaka na olona mainty na fotsy, na lahy na vavy, na lehibe na kely, sns ...

Raha tsy manavakavaka araka ny fandraisan'i Mifenty azy ve Andriamanitra, tsy hampitoviany koa izany ny olo-marina sy ny mpangalatra, ny mpamono olona, sns ... TSIA!
20. Mifenty ( 14/12/2005 16:43)
>>lapino

fa Izy nga manavaka oe olo marina ty na mpangalatra ty? Ny oul no manao anzany.

ra maty anie zao Jesoa zao d hamonjy ny rehetra eh. Fa tsy oe ny marina iany na ny mpivavaka iany na ny hetero iany na ny tsy aiko.

Tsy aiko klou e. Otran le oe tsisy jiosy sy tsy jiosy , tsisy an zao sy zao io fa mitovy iany, iray iany ao am Kristy ozy le boky zay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0907