Pretra homo, dé maninn nefa e!!!

41. marozevo ( 07/01/2006 00:28)
Ataoko fa ampy izay eh... Saingy indro kely hoy ny mpandrafitra --- Aza apetraka sur le meme pied d'egalité ny homosexualité sy ny cigarettité... Zay fotsiny ka ! Misaotra anao fa nisy ho raisina ity lohahevitra iray ity.
42. Mifenty ( 07/01/2006 12:17)
lé orientation ny tiako tenenina k

zay le izy
43. adam ( 08/01/2006 11:17)
io resaka pelaka io ry zareo de tafiditra ao anatin'ilay sokaji n'ota "fijangajangana" lev 20 iray manontolo misy karazany maro ny atao hoe fijangajangazna oh aza mandry @ lhl tahaka ny fandry @vehivavy ,aza mandry @ biby , aza mandry @ anabavinao ,aza mandry @vadin-drainao fa tsy ny mangala_badin'olona ihany no atao hoe mijangajanga vakio tsara io levitique 20 iray manontolo dia mazava @tsika ny resaka
Andeha ary ataontsika hoe: filoham-pirenena no pelaka ,iza no vahoaka mety ho entin'izany, maika ve fa fiangonana de mieritreritra ve isika fa ao Andriamanitra:-D
44. Mifenty ( 08/01/2006 11:47)
1- sizé vaovao afa mitsy ndray io ry adam a.

ny eto d oe antso v sa tsy antso le ady hevitra goavana.


2- fa maninn zao ny maire n'i paris oatra pelaka d inn ny blem. Mety hoentiny v sa tsy mety ny vahokan'i paris????

Mety ary midera ny fihetsik'i ngahirainy aza kou.

3- de maninn ny maire francophone rehetra manaiky ho tarihin'io rangahy pelaka io?

4- maninn ny firenena gasy nanaiky ny ahatongavan'io maire pelaka io tany aminy;


>>valiny

satria tsy misy idirany ny maha pelaka sy ny fitondrana.
45. marozevo ( 08/01/2006 23:09)
Inona ilay pelaka le ? tsy arakay indray izany.
46. adam ( 09/01/2006 03:12)
mifenty>fa ny ratsy ve no tahafina é ?fa iza no miteny aminao fa manam-pahendrena ireo olona ezntiny ireo ny azy na biby aza vadiany :-D:-D:-D
47. Mifenty ( 09/01/2006 11:59)
>>adam

le izy ne ny tsara mitsy no tahafina eh; Izay ndrindra no tsy nampaninn anle oe na pelaka aza ra bertrà de tsy naninn satria nilay ny zavatra nataon lery. (tsy aiko mou zany na lery na ikala ny fiantso azy).
48. adam ( 10/01/2006 07:51)
mifenty >>koa midira ary zokibe raha tsara izany fa ho tahafiko e:-D:-D:-D
49. Mifenty ( 10/01/2006 09:39)
>>adam

ary nareo kay tena pelaka le,

za leroa tsy katolika d tsy mety amiko le pretra a. Sady mety oe tsy mba ho voaantso am zany kou aho.

ampy ahy leroa ny mandrotsaraka arkitra refa mba manana arotsaka aho a. De ny mihirahira sy ny mamaly refa miteny mopera oe,

homba tsika menakavy né ny tompo
de mba iny aho no manaraka otran oul reetra oe
o tanteraka tkou né izany.


ampy ahy lou io amzao
50. marozevo ( 11/01/2006 00:33)
adam:

mifenty>fa ny ratsy ve no tahafina é ?fa iza no miteny aminao fa manam-pahendrena ireo olona ezntiny ireo ny azy na biby aza vadiany :-D:-D:-D



Matahotra aho sao dia fanalana baraka olona loatra kosa ny teny toy itony.
51. Mifenty ( 11/01/2006 11:19)


za kou aza né tena gaga b e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3667