Pretra homo, dé maninn nefa e!!!

21. booboo ( 21/12/2005 08:23)
eka ouz
22. lapino ( 21/12/2005 09:04)
Mifenty
23. Mifenty ( 21/12/2005 10:04)
>>>>lapino

koa ra asa ny maha pretra dé manao discrimination à l'embauche zany ny fiangonana klé

:-D:-D:-D:-D
24. lapino ( 21/12/2005 10:30)
Fa inona moa ny "embauche", raha tsy hoe mifidy izay olona manana profil mifanaraka tsara amin'ilay asa?

Discrimination ve izany?
25. dadabe ( 27/12/2005 06:03)
humm tena marina ny nolazain'i mifenty kle :roll:

mifenty > ny an'i bedaba ve lety izany antso sa....ary i raboritra le ?:-D:-D
26. Mifenty ( 27/12/2005 10:08)
>>lapino

ny orientation sexuelle, fiaviana, race sns dia tsy azo ampidirina ao anatin'ny profil raha hiasa.

compétence no jerena, jereo ny lalana mifehy ny asa. Ary raha compétence dia ny diploma no haingana indrindra ijerena azy.

donc ra orientation sexuelle le izy dia discrimination pure et dure zany.


>>dadabe hihihihi, nen-draboritra mou zany lesy de baoritra araka ny anarany kle. hi hi hi
27. marozevo ( 28/12/2005 01:43)
Mahagaga fa nisy texte lavalava ihany nosoratako talohan'ity, nefa tsy eto ! Afaka mahazo fanazavana ve ?
28. Mifenty ( 28/12/2005 14:42)
>>marozevo

roa ny antony,

1- mety tratran'ny censure ny teksta n lah de tsy afaka nalefa


2- mety adinon lah ny ni post anazy.

3- asan'ny fanahy masina ngamba.

:-D
29. marozevo ( 29/12/2005 23:46)
mifenty > Raha ilay antony roa voalohany dia dia inoako fa tsy marina satria tsisy teny ratsy tao, ka tsy tokony ho sensiorena, ary tsy adinoko ny nipost an'azy, na dia tsy nasiana timbre aza. Le asan'ny Fanahy Masina indray dia .... angamba ekeko.
30. Mifenty ( 30/12/2005 11:16)
>>>marozevo

esoriko daholo ireo teniko ireo a. Tena esoriko daholo ireo fa sady tsy 1 tsy 2 tsy 3 le izy.

fa hoe bug ony. donc mila ampiana ny mpikarakara ny takelaka.
Mandehana any amin'ilay lohahevitra hoe momba ny takelaka de tantarao any ny tontolo andronao tam nio mba anampiana antsika iany koua/
31. marozevo ( 31/12/2005 00:57)
Mifenty ah ! Hotohizana ve ilay ady hevitra momba ity lohahevitra ity, sa hajanona amin'izay?
32. Mifenty ( 31/12/2005 11:16)
>>marozevo

azo tohizana tsara ny adihevitsika ka.
33. dadabe ( 31/12/2005 16:06)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

34. Mifenty ( 01/01/2006 13:08)
inn lty io tenenin lah io radada a.

tsisyidirany zany le
35. marozevo ( 01/01/2006 23:01)
Ny tiako ho ambara eto dia ny momba ilay hoe manavakavaka... satria tsy ekena ny homo.
Voalohany aloha raha niteny aho hoe ANTSO, dia tsy midika izany fa ny Fiangonana no miantso. Andriamanitra no miantso fa ny Fiangonana mpankato fotsiny. Noho izany tsy mitombina ilay hoe manavakavaka ny Fiangonana.
Faharoa, tsy embauche io akory, ary tsy profil no ilaina fa état de vie, état d'esprit. Noho izany dia discernement avy amin'ilay manolo-tena ho Maopera no tena lehibe indrindra fa tsy ny faneken'ny Fiangonana akory. Io discernement io anefa dia miainga avy amin-javatra maro dia maro. Hevero fotsiny fa ry zalahy Maopera ireny anie ka mianatra 6 taona aorian'ny Bacc eh... Hianatra hanao Lamesa fotsiny ve ? tsia ! Zavatra maro dia maro, hono, no ianaran-dry zalahy ao ka rehefa hitany fa azony toky dia miroso izy... an-tsitra-po... marihina anefa fa tsy hoe miova ho anjely izy rehefa vita ilay fiofanana 6 taona io... olombelona foana ry zalahy, ka izay fakam-panahy mahazo ny olombelona dia mahazo an'zalahy koa. fa ny tena mahafinaritra dia matetika ry zalahy mandresy ny fakam-panahy.. matetika hoy aho fa tsy izy rehetra.
farany, heveriko fa ny adidiko dia ny mivavaka ho an-zalahy Maopera ireny, ary maninona koa moa raha misy hevitra hitako fa mahasoa.. mba manoro hevitra azy ireny indraindray.
36. dadabe ( 02/01/2006 12:02)
tsssssssssss tratran'ny bug indray zah le!! tsss elah ihany koa anie mifenty efa tratra ao ambadika ao e

marozevo> sur ve ianao fa tena mandresy fakampanahy ny mopera :-w:-w
37. marozevo ( 03/01/2006 23:17)
dadabe > Angaha tsy novakiana tsara eh ? matetika ho'aho fa tsy izy rehetra.Tena siora kosa aloha aho fa misy mandresy eh. Misy resy koa indraindray fa miarina eh.
"Ny potraka 'nefa tafarina.Ireny ka olona kosa".
Misy moa ny resy dia tena resy tanteraka, nefa safidiny koa iny ka mivavaha ho azy.
38. Mifenty ( 05/01/2006 09:51)
>>dadabe
miombon-kevitra am marozevo io aho k

ozy oe
1- antso ny fitandremana, ary tsy ny fiangonana ny miantso fa Andriamanitra no miantso ilay kofboay . Donc tsy tena anjaran'ny fiangonana loatra ny handa ny antso.

2- tahaka ahy sy elah iany dia azom-panahy ry lerony. Nefa kosa na dia miezaka hatrany aza ry zalah tsy hiditra amizany fakam-panahy izany de mety misy lavo nefa miarina iany refaveo. fa miezaka ry lerony ozizy mba tsy hiditra am fakam panahy.

Gravy né lty ry bedada zany 6 taona mimasta zany e. Ry zalah reo né lty no tena tokony ho entina am-bavaka eh.

Jereo fa refa mivoaka avao ry zalah reo, dia vao mainka ao aminy no itantaran'izao bodo sy adala rehetra zao ny blem ny.

39. marozevo ( 06/01/2006 01:09)
Dia haoana izany no tokony ho fehin-kevitr'ity loha hevitra ity, ry mifenty, fa ho lasa any ambany any ity, ka ho adino eo ah... Maopera HOMO ? Ekena sa tsy ekena.... Iza no tena miantso ? Asafiveloama sa fanatanterahana iraka ? sns... Mba fintino dia akatony amin'izay eh.. Raha ilaina dia sokafany ary ambony indray, fa efa lasa ambany loatra ka isikalahy irery sissa miresaka ato.
40. Mifenty ( 06/01/2006 09:48)
>>marozevo

ra izaho manokana klou d tsy asiako olana zé mpitondra homo any eh, satria amiko de Antso le izy kou.

Io otrany oe misy mpitondra fengonana mifoka sigara nefa aho tsy mankasitraka ny fifohana sigara.

fa tsy raraiko zany satria ny fitondrany ny vaovao mahafaly no tadiaviko fa tsy ny sigarany na ny homoseksialitény.

Tady lasa any ambany tkou le izy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3675