Lanitra sy afobe
1. eprom
(
28/11/2005 14:09)
Nisy bandy roalahy hono izany maty. Le iray, mpirevy toaka sy vehivavy be t@ mbola velona de nalefa tany @ afobe. Le iray indray masimasina be de tany @ paradisa. De nojeren'le bandy tany @ paradisa hono le bandy ankiray de hitany eo ambody latabatra feno tavoahangintoaka bdb de hodidinina vehivavy bdb. De nakany @ Masindahy piera hono lery hoe tena tsy rariny kosa izao fa lery ve tany antany efa nirevy be fotsiny de jereo koa lery io mbola rakotra toaka sy vevavy ihany. De hozy hono masindahy piera hoe kalma fotsiny ianao fa ireo tavoahangy ireo anie lavaka fotsiny ny vodiny moa ireo vehivavy ireo tsisy lavaka
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:05
9. Herimiafina
(
28/11/2005 17:29)
Hoho hoa, ary misy vavany ve le vevavy kalongany? hehehehehe:-D:-D=))=))
10. lapino
(
28/11/2005 17:32)
Herimiafina < hampisotroina toaka ve? :lol::lol:
Akamatiana < neveriko fa iza ndray àry no mahita ny tsy misy ao :P:lol::lol:
Akamatiana < neveriko fa iza ndray àry no mahita ny tsy misy ao :P:lol::lol:
11. Herimiafina
(
28/11/2005 17:44)
lapino:
Herimiafina < hampisotroina toaka ve? :lol::lol:
Ie, de sady misy tanana konkou no mbola misy vava de tsy de perta loatra ke kofa nalefa any amin'ny afobe. hehehehe:-D:-D
13. lapino
(
29/11/2005 01:11)
jentilisa:
ary manan-kevitra i masindahy piare an!
Ary mety izay marina ny fikan'i masindahy an: ny vodin'ny vera no nanampenana ny v***n'ny sipa :-D:-D:-D
14. sasa
(
29/11/2005 04:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D loza ity marina raha i Md Piera no mahita anzany klé
15. eprom
(
29/11/2005 05:23)
Herimiafina:
Hoho hoa, ary misy vavany ve le vevavy kalongany? hehehehehe:-D:-D=))=))
kefa hoe tsisy lavaka hoe ko
16. Herimiafina
(
29/11/2005 05:28)
Ie, saingy mbola misy tanàna koa, afaka mbola mi-demare klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. Mael
(
29/11/2005 13:17)
Tssssss , tsy zany le tantara fa zao é, hoy Md Piéra hoe ireo tôvangy ireo feno lavaka ny vodiny fa lé sipa marobe kosa tapina ny lavaka ao aloha, hi,hi,hi:lol:"
dé hoy ilay bandy lasa tany amin'ny paradisa hoe , raha vao mitsongoloka eo ireo sipa ireo, tonga dia tifiriko avy ao arina:D:D:D, fa izay lalany any lalany.
dé hoy ilay bandy lasa tany amin'ny paradisa hoe , raha vao mitsongoloka eo ireo sipa ireo, tonga dia tifiriko avy ao arina:D:D:D, fa izay lalany any lalany.
