Lanitra sy afobe
23. Herimiafina
(
29/11/2005 18:25)
Ary hitako no be olona be any amin'ny afobe any klé, hehehehehe:-D:-D=))=))
25. Herimiafina
(
29/11/2005 19:13)
F'angah ndroky ry Veloo efa tany no nahita anah klé? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. Veloo
(
29/11/2005 21:16)
za mbola tsy tany fa injy ko handeha any ka hihihihih tsy mande ndray ny sary grrrrrrrrr
27. Lejim
(
30/11/2005 00:36)
Efa any amin'ny Paradisa ry takaka dia mbola mitsiriritra fiainana any amin'ny afobe foana. Atao ahoana e, tsy miala amin'ny fiainana mihitsy izany ny fitsiriritana raha izany koa. :-D
Lazaoa masindahy Piera hoe, gaigy be izany fika fanasazian'lery izany. lol
Lazaoa masindahy Piera hoe, gaigy be izany fika fanasazian'lery izany. lol
28. sasa
(
30/11/2005 04:42)
:-D:-D:-D:-D Veloo za aloha tsy anisany e, za tsinona tsy mitsiriritra kou
33. mamzelkely
(
01/12/2005 13:04)
hay efa mande kay ny sarikeli njy ry veloo saika ampinjamiko mantsy :-D:-D
34. Veloo
(
01/12/2005 18:05)
dadabe za ve io lazainao io? za eto fona knou :-*
ari a :-D:-D:-D:-*
mamzel a efa afaka ka :-*:-*:-*:-*
ari a :-D:-D:-D:-*
mamzel a efa afaka ka :-*:-*:-*:-*
