seduction, charme
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
1. diamondra27
(
29/11/2005 07:30)
azonareo lazaina eto ve ny ataon'ny lhl rehefa hi-charme na hi-séduire vhv izy, na fombafomba na paroles mety daholo?
novalian'i diamondra27 ny 25/02/2006 17:17
![](https://avatar.serasera.org/8b64b9e29f5bc864a79aa1448718e711.jpg)
2. ericgael
(
29/11/2005 07:34)
Eo @ fomba fijery alou néna dé efa manomboka é ...
hainao ihany ... 8)
hainao ihany ... 8)
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
12. Herimiafina
(
29/11/2005 19:58)
Mi se faire désirer e! Mora fantatra be kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/5da1620bad66b695f9fa2f55719ade15.jpg)
13. Lejim
(
29/11/2005 20:40)
Herimiafina> Hainao ilay zavatra.
Ny vehivavy raha vao asehonao azy fa tena interessE aminy enao dia efa mihena ny chance hi-seduce-nao azy amin'izay. Fa aleo aho tsy hiteny lava eto fa lasa betsaka loatra ny PLAYA raha mifanome sopapa eto ny kofa. lol
Ny vehivavy raha vao asehonao azy fa tena interessE aminy enao dia efa mihena ny chance hi-seduce-nao azy amin'izay. Fa aleo aho tsy hiteny lava eto fa lasa betsaka loatra ny PLAYA raha mifanome sopapa eto ny kofa. lol
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
15. lapino
(
29/11/2005 22:15)
Ôka ôka e!
Velarim-poana hono ny fandrika raha hitan'ny tsonjo! :-D:-D
Velarim-poana hono ny fandrika raha hitan'ny tsonjo! :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
18. lapino
(
30/11/2005 10:28)
cutie < :-D:-D
Atolotra an'i cutie
Ity tononkalo ity
Manambara fa hoe tia
Ka raha mety dia avia :lol::lol::lol:
Atolotra an'i hesham
Ity amboarana fleur
Manambara fa mi-charme
Mampanantena bonheur :lol::lol::lol:
Atolotra an'i fiaritiana
Tafatafa tsy ho lany
Manambara fa hoe liana
hi-seduce an'zany sipa zany :lol::lol::lol:
Atolotra ho an'i pika
Fijery sy tsiky mitongilana :wink:
Manambara fa hoe isika
Tsy hanao rapport vilana :lol::lol::lol:
Atolotra an'i mamzel
Le mody manakely maso
Manambara zestèm
Kely sisa fa andraso :lol::lol::lol::lol:
Ôka angamba aloo fasaly
Ahiako sô de handamoka :?
F'hatr@zay k'hatr@ omaly
Za mbola tsy nifoka :wink:
Ka ôtr'otr zao:
Izay faible amin'azy
No fantarina mialoha
De mody atao vazivazy
Ny hitifirana azy any am'fo
Atolotra an'i cutie
Ity tononkalo ity
Manambara fa hoe tia
Ka raha mety dia avia :lol::lol::lol:
Atolotra an'i hesham
Ity amboarana fleur
Manambara fa mi-charme
Mampanantena bonheur :lol::lol::lol:
Atolotra an'i fiaritiana
Tafatafa tsy ho lany
Manambara fa hoe liana
hi-seduce an'zany sipa zany :lol::lol::lol:
Atolotra ho an'i pika
Fijery sy tsiky mitongilana :wink:
Manambara fa hoe isika
Tsy hanao rapport vilana :lol::lol::lol:
Atolotra an'i mamzel
Le mody manakely maso
Manambara zestèm
Kely sisa fa andraso :lol::lol::lol::lol:
Ôka angamba aloo fasaly
Ahiako sô de handamoka :?
F'hatr@zay k'hatr@ omaly
Za mbola tsy nifoka :wink:
Ka ôtr'otr zao:
Izay faible amin'azy
No fantarina mialoha
De mody atao vazivazy
Ny hitifirana azy any am'fo
![](https://avatar.serasera.org/5ded3cc3f30193699f8da7be559ac47b.jpg)
19. lorra
(
30/11/2005 10:32)
remarqueo tsara fa tsy mahajery anao droit dans les yeux izy fa miondrika refa jerenao tampoka
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
20. pissoa
(
30/11/2005 12:46)
lorra > ataon'i lapino ao anaty tonokalo manaraka ony ny anaran-jy @ io hevitra io :-D:-D