seduction, charme
21. diamondra27
(
30/11/2005 13:45)
tsara be alou le poème e! séduction ve zany sa fisaorana, tiako be ka
22. vivi
(
30/11/2005 14:05)
ao koa ny we: tu es belle!na koa mody mikiyika ny tarehy kely izy na mikitika ny volonao kely
aoka fotsiny e
aoka fotsiny e
23. fiaritiana
(
30/11/2005 14:15)
Atolotra an'i fiaritiana
Tafatafa tsy ho lany
Manambara fa hoe liana
hi-seduce an'zany sipa zany :lol::lol::lol:
Atolotra an i lapino
ity tononkalo ity
ho avy aho hitsetsitra bonbon
ka so tsy handrasan dry!:-D:-D
misotra fa milay lé tononkalo e!
24. fiaritiana
(
30/11/2005 14:16)
ao koa ny lhl refa te hikoty dé mampiasa intermédiaire beuhhhhhhhhh!!
25. lapino
(
30/11/2005 15:47)
diamondra27 < mba ohatra amaliana an'le fanontanianao nanokafana sujet re e! Jereo ange ilay conclusion. Ny tiako tenenina dia hoe tsy voatery misy taktik fixe izany, fa les fins justifient les moyens ;-)
fiaritiana < tiako be le tononkalon-dry, surtout ilay hevitra, sady natao sora-matevina mihitsy an! 'Sôtra aky a! Anaovako anankiray 'ndray ndry:
Atolotra an'i fiaritiana
Vatomamy chupa chups
Hotsentsefina am-pifaliana
Mandra-paha ... Ooops! :-D:-D:-D

27. fiaritiana
(
30/11/2005 21:48)
fiaritiana < tiako be le tononkalon-dry, surtout ilay hevitra, sady natao sora-matevina mihitsy an! 'Sôtra aky a! Anaovako anankiray 'ndray ndry:
Atolotra an'i fiaritiana
Vatomamy chupa chups
Hotsentsefina am-pifaliana
Mandra-paha ... Ooops! :-D:-D:-D
[/quote]
iii, merci an!
31. lapino
(
01/12/2005 10:42)
Cutie < Ka tsy mety miady ary le izy, fa diso hendry loatra ko!
Sinon, rehefa tsy tia de mijanona! 'doy e boom e! :wink::-D:-D
Sinon, rehefa tsy tia de mijanona! 'doy e boom e! :wink::-D:-D
33. mamzelkely
(
01/12/2005 13:34)
noriah:
mamzelkely ....zany an ???:lol::lol:
kozy e njy nga mbola ts tratra refa tratra njy de tonga de mhhhhhh(l) be mits :-D:-D
35. fiaritiana
(
01/12/2005 19:52)
cutie a! ozy lapino: doy e boom, dé ahoana moa ny tohiny lé tamin ny mbola kely reny,rambonalika sintomina!hihihiih
38. cutie
(
02/12/2005 04:55)
lapino [ Valio ] 01-12-2005 14:42:24
Lohateny : Re : seduction, charme
Cutie < Ka tsy mety miady ary le izy, fa diso hendry loatra ko!
Sinon, rehefa tsy tia de mijanona! 'doy e boom e!
ka nga mou le izy mila ampiadiana :-D
39. fiaritiana
(
02/12/2005 11:58)
lapino:
Anjay kosa fiaritiana e! za kosa tsy niteny tohiny e!
eny e! tsy niteny toi fa lé tamintsika mbola kely oa no mpanao an io e!