seduction, charme
48. anjeliko
(
29/12/2005 08:39)
diamondra27:
azonareo lazaina eto ve ny ataon'ny lhl rehefa hi-charme na hi-séduire vhv izy, na fombafomba na paroles mety daholo?
maro njay ny fikan-dry lerony @ io !ohatra:mis ny miresaka "sexe" @nao rehefa hikoty!tantarainy @nao daholo zao vie sy performance sexuelle-ny zao!just pour te mettre en condition e!
mis ny mijery anao "droit dans les yeux et avec insistance" ka raha ianao no miondrika na miala voalohany, d fantaro fa manomboka izay ny "chasse a la femmelle" e!la drague va etre grossière et maline.tu seras k'un "vagin" dans ce cas!
50. diamondra27
(
05/01/2006 19:25)
de tsy mahakivy ve zany mahare oe ty olona ty zany efa niaraka t@ olona be de be, na hoe be expérience de toa mahamenatra ka
53. renikely
(
27/01/2006 13:09)
:P samy manana ny tactiques ny lhl fa tsy misy normes akory, ny sasany am fihetsika no mambabo, ny sasany am fiteny ,refa eo ampiresahana eo de ilay vhv no mahafantatra hoe miséduire sy micharme ve izy sa tsia, matetika alo de somary tsara fanahy izy miresaka refa te hambabo ny fonao izay e!!!
54. hertix
(
29/01/2006 04:47)
miankina @ feeling io e! Ny tena izy fotsiny de mandinika fotsiny ny fihetsiky rasipa aloha @ voalohany hoe aiza no hi-aborder azy de en avant. Misy ny ilàna manao kamikaze mahitsiny an! 8O :wink::}:*(l)(l):@
