Tairo àry zé mahay e!

1. fiaritiana ( 28/11/2005 20:33)
Ny dikan ny hoe tiako ianao izy ity fa amin ny teny zay hainao na sinoa na karana na inn...zay fantatrao!!dé préciseo le origine an! oe avy aiza izy io,ohatra reto ataoko eto ambany reto...
misotra anareo!!

Tiako ianao:gasy
je t aime:francais
i love you:anglais
ich liebe dich:allemand
ti amo:italien
te quiero:espagnol
.......
dé raha hitanareomisy diso dé mba ahitsio e!
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 01:43
2. Herimiafina ( 28/11/2005 20:35)
Mi aime à 'o te: créole réunionais.
I like you: amerikana.
hehehehehe:-D:-D:-D:-D: herimiafina.
3. fasaly ( 28/11/2005 20:39)
je te kiffe: actuel
4. fasaly ( 28/11/2005 20:39)
je te love: anglofranco
5. Herimiafina ( 28/11/2005 20:42)
Reven'ny vavoniko be i toi: gasy tendakanina.
hehehehe:-D:-D:-D:-D
6. fiaritiana ( 28/11/2005 20:45)
otsan i toi zany?
7. fiaritiana ( 28/11/2005 20:46)
mba le teny dorizinina kosa fa tsy le langue parlé e!
8. fasaly ( 28/11/2005 20:49)
k'fa tapitsa voalazanjy dooly kou!
ary avy any aminareo any ahoana????
9. fiaritiana ( 28/11/2005 20:50)
Da ma la nop:Senegal
ou
Da ma la kif
:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 28/11/2005 20:50)
Mba torio fitiavana amin'ny teny Wolof marina hoe kalongany i raherimiafina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. kabatritra ( 28/11/2005 21:32)
Taiko énow (malgacho-english)
12. lapino ( 28/11/2005 21:41)
Swahili : Ninikupenda
Zoulou : Ngiyakuthanda :-D:-D:-D

De le teny d'origine tenin-drazan'ny gasy:
Malais/Indonésien : Aku sayang kau :-D:-D:-D

De aza jerevanareo aloo le sopapa e :-D:-D:-D
13. sonwin ( 28/11/2005 21:44)
ok le sopapa e :-D:-D
14. Veloo ( 28/11/2005 21:55)
tssssssss nen'i lapino kosa wa e sombanao ilay ankamatatra tsisy dikany intsony kle hihihihi
15. fiaritiana ( 28/11/2005 21:56)
Herimiafina:

Mba torio fitiavana amin'ny teny Wolof marina hoe kalongany i raherimiafina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D



ka io efa noteneniko io ny teny wolof koa oe:da ma la nop
16. fiaritiana ( 28/11/2005 21:58)
marina ny anjy Veloo a!simba lé akamantatsa nefa lé tena hain ny tena mihitsy no tadiavina anie e!
tsy koi e!amin ny manaraka njay!
17. fiaritiana ( 28/11/2005 22:00)
fasaly:

k'fa tapitsa voalazanjy dooly kou!
ary avy any aminareo any ahoana????



fasaly a! efa io ky ny avy any aminay a!misotsa anjy zà amin lé je te kiffe e!tsy ratsy an!:-D:-D
18. lapino ( 28/11/2005 22:13)
Ka hoe aza jerevana hoà le izy! tssss :-w8)8)
19. fiaritiana ( 28/11/2005 22:28)
lapino:koa nataonao teo koa ahoana moa no tsy hijerevan ny namana an io e!
20. ftma ( 28/11/2005 22:52)
daï-sou-ki
aï-chi-té-i-massou (japonais)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1589