Tairo àry zé mahay e!
61. kally
(
30/11/2005 10:17)
Tsy aleo ve ilay fomba fiantsoana no atao fa tsy ilay hoe tiako ianao : asa ohatra hoe rehefa miantso an'ilay tianao @ teny gasy ianao ohatra dia hoe : ô ry malala a! na azafady akia neny a! na hoe aiza izy izany ry séry a!na hoe avia rafotsy a!
Dia mba alefaso amin'ilay teny isan-karazany ary hoe.
Dia mba alefaso amin'ilay teny isan-karazany ary hoe.
63. fiaritiana
(
30/11/2005 11:35)
marina ihany klony ny anjy kally a!sady amin zay samy mikaroka fa tsy misy mandika be fotsiny njay a!
65. lapino
(
30/11/2005 13:29)
kally < Ôtran'ny hitako ery nareo rehefa miresaka:
- kally serri?! :}
- kollé serré! :-*:*
:-D:-D
- kally serri?! :}
- kollé serré! :-*:*
:-D:-D
68. kally
(
30/11/2005 17:14)
lapino:
kally < Ôtran'ny hitako ery nareo rehefa miresaka:
- kally serri?! :}
- kollé serré! :-*:*
:-D:-D
f'hita f'izany koh!hoy ilay resevera ireny manjoso aty ry sery a!
73. fijo
(
02/12/2005 23:21)
fa teny danois voalaza ato io diso .eskada no izy fa tsy io teny tsy hay io.
77. Herimiafina
(
03/12/2005 21:12)
jennifer2:
ary lasa mifampitory fitiavana anie nareo ato zany e?
Ka izany anie no loha-hevitra akia ry chérie e, fianarana mifampitory fitiavana amin'ny teny isankarazany, Njy najy izao Ich Libe dich be mahintsiny. hehehehe:-D:-D:-D:-D
80. fiaritiana
(
06/12/2005 13:56)
tena mety io ka, tsy maintsy tianao lo ny tenanao vo tia ny hafa, hihihiih
ary mba misy olona miteny ve hoe je ne m aime pas!lol!
ary mba misy olona miteny ve hoe je ne m aime pas!lol!