Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaRandri ( 06/12/2005 22:54)
Tompon'andraikitra
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka. ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:53
LazaRandri ( 06/12/2005 22:42)
ary raha tsy "miseho milay"?
Ahoana indray ny fijerinareo ireo olona "tsy miseho milay"?: - Dondrona? - Mahantra? - Bonaika? - Tsy milay? hahaha! - Mialona? - Tsy maharaka toetr'andro?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2005 21:50
pika ( 06/12/2005 13:04)
cadeau de noël
tafaresaka izy mianaka indray hariva -hono hoa ry neny mba iza ny raiko niteraka ahy e? -i dadabe noely hoy ny reniny -gaga be lay zaza dia aiza ...... -ka indray 24 dec alina dia tonga teto izy n... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:28
hery ( 06/12/2005 09:30)
Momba ny tsikeran'ny sary
Ny mpanoratra tsikera ao amin'ny sary dia voatahiry daholo ny IP. Raha ohatra ka misy fitarainana momba ny tsikera (Teny ratsy na manaratsy) dia omeko ny tompon-tsary avy hatrany ny IP raha angatahiny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2006 06:35
diamondra27 ( 06/12/2005 01:00)
femme belle
mieux vaut une femme belle et rebelle qu'une femme moche et remoche... tohiny
novalian'i bellla ny 08/05/2006 18:12
Naliy ( 05/12/2005 20:09)
billet mada mila num tel eto Allemagne
Aiza eto Allemagne no azo antsoina raha te hahalala ny promotion billet paris tana paris. Mba billet moramora. Izay manana mba mila ny num tel. Misaotra mialoha. Depart mars 2006... tohiny
Kiara ( 05/12/2005 17:24)
Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!
Tsy nahatsikaritra ve nareo fa lasa sehatra nifamaliana ny tsikera sary eto @ serasera, sao dia mba tokony ahitsy izy ity na asiana sivana....fa mahamenatra ny resaka ao indraindray ! ... tohiny
novalian'i IDEALY ny 17/01/2006 11:49
bichette ( 05/12/2005 16:23)
mais où est la paix .... ?
[b]Si Jesus est réellement le Messie, où donc est la paix ?[/b] La paix qu'apporte le Messie est une paix du coeur selon la Bible, surpasse [u]l'entendement humain[/u] [i]Je vous laisse la pai... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:59
zakony ( 05/12/2005 16:00)
email mandeha
ity izany no atao hoe e-mail mandeha [img]http://img405.imageshack.us/img405/6606/emailquimarche6rj.gif[/img]... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:30
Noslid ( 05/12/2005 14:49)
Diastrika
Inona ary izany: rahefa mitombo ny Distrika dia tsy hita intsony ny momperana pastera topom-paritany eny fa na dia mitoriteny aza izy?8O... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2005 16:53
kinaoly ( 05/12/2005 13:12)
hazo noely
inn avy no azo anaovana hazo noely bio ? manomboka hatramn'ny hazo ka hatran'ny amny girlandy :?:... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 13/12/2005 02:03
diamondra27 ( 05/12/2005 09:53)
resto chinois
hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary: indray andro hon... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 21:20
diamondra27 ( 05/12/2005 09:49)
resto chinois
hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary: indray andro hon... tohiny
Lepetitbeau ( 05/12/2005 09:36)
Naharesy ny BAREA hatramin'izao
Fifanintasana COSAFA Castel Cup U20 atao any Afrique du Sud nanomboka t@ Asabotsy lasa teo. Nomontsanin'i BAREA 7 noho 0 ny Namibiana ary 3 no ho 2 ny Malaoita! Ahoana ny fahitanareo an'io vokatra io,... tohiny
ravakamalala ( 05/12/2005 00:25)
Ho an i Rinakely1 :-*
Les hommes sont comme... le café. Les meilleurs sont riches, chauds et peuvent te tenir éveillés toute la nuit. Les hommes sont comme... le chocolat. On a du mal à résister, mais on es... tohiny
novalian'i fijo ny 24/12/2005 00:03
diamondra27 ( 04/12/2005 23:41)
no comment. ho an'i XXX
Tsy izaho aloha no namorina an'ity fa nataoko copie coller ty an! de mangataka ny commentaire-nareo C'est l'histoire d'une courgette , d'une banane et d'une bite. La courgette dit : - Moi, on m'... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:36
lapino ( 04/12/2005 23:23)
"Miseho milay", de maninona anefa ;)
Toetra ratsy foana amintsika izany hoe "miseho milay", lazaina fa "tapany mikobana". Nefa rehefa dinihana maninona anefa e? Dia aleo marina ve "miseho tsy milay"? :roll::/... tohiny
novalian'i fijo ny 14/12/2005 21:56
xxx ( 04/12/2005 19:22)
regle
sao d mafantatra zavatra na fanafody mampitaraiky regle nareo fa sur aho fa tonga ny regle @ reveillon nefa za manana programme andeha toerana lavitra ka mahakamo b ilay izy! ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 20:39
xxx ( 04/12/2005 19:20)
sterilet!
vao 5volana izay za no nametraka sterilet , t@ 1volana aloa d tena nisy fihatraikany b tamiko ilay izy fa mandeha b ny regle sady ela b vao vita , d faha 2 volana indray mandeha fa lasa misy muquese h... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:28
rinakely1 ( 04/12/2005 18:55)
LES REGLEMENTS DU MARI
Salut doly ny namana eto @ serasera! Ty mbo misy reglement kely mbo tiko hampitaina @ nareo viavy! Ka zé manana commentaire d alefaso, zé tsy misy ambara moa zany d harao tsara ny reglement!:°):Â... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1362