Momba ny tsikeran'ny sary

1. hery ( 06/12/2005 09:30)
Ny mpanoratra tsikera ao amin'ny sary dia voatahiry daholo ny IP. Raha ohatra ka misy fitarainana momba ny tsikera (Teny ratsy na manaratsy) dia omeko ny tompon-tsary avy hatrany ny IP raha angatahiny. Farafaharatsiny fantatra hoe avy aiza ilay olona.
Fitsipi-dalao apetraka io... matoa mahasahy mitsikera dia tokony hahasahy ny vokany.
Misaotra daholo.
Ny fangatahana izany dia alefa mangingina aty amiko... dia hamariniko kalou hoe tsy tokony hipetraka ve ilay tsikera...
novalian'i Fiffi ny 12/01/2006 06:35
2. majakely ( 06/12/2005 09:41)
way milay be zany .....HIHIHi ,,, le xxx ao amn'ny akamatiana iny zao tena tiko ho hita mihitsy ....
3. Fanja1 ( 06/12/2005 09:54)
mety mihintsy zany hery
4. nikopol ( 06/12/2005 10:11)
marina io satria, raha misy ny droit hitsikera dia tokony mba hanana droit hahafantatra ny mpitsikera ny tsikeraina indrindra fa ho an'ireo mpitsikera mi-tenatena olona sy manambany fahatany. :lol:
5. hery ( 06/12/2005 10:57)
Ok.

Nanao upgrade-n'ny compte ao amin'ny haloscan (izany hoe nividy an'ilay service) ny serasera androany ahafahana mandrindra bebe kokoa ny tsikera.
6. Fanja1 ( 06/12/2005 10:59)
merci hery
7. majakely ( 06/12/2005 11:49)
Misaotra an'i hery ...mankasitraka ...
8. mamzelkely ( 06/12/2005 12:16)
mici hery a
9. nikopol ( 06/12/2005 13:59)
efa misy hita aloha ao e lol
10. Samoana ( 06/12/2005 14:15)
Ekena zato isan-jato
11. sipagasy ( 06/12/2005 15:08)
hery ann dia onera be ny lany e!
12. lapino ( 06/12/2005 15:41)
Mishiiii bedebe an'ny mpitantana e! :)

Dia mba anjarantsika mpiserasera zany no mba manisy haja an'izany ezaka izany e! :)
13. fasaly ( 06/12/2005 17:08)
misaotra be mihintsy ho an'i hery!
izaho aloha isan'ny vokasika ka dia mankasitraka
be tokoa moa izany. ilaiko ilay ps n'i(...) sy (F) mitsikera amin'y fomba fanafitohinana ka hila hidirany mihintsy hatramin'ny fiainana privé ny sasany. Mampahelo!!!!!
raha tsikera fotsiny moa haninona, mahatanty tsara izahay fa lay miditra amin'y fianan'ny olona sy manoso-potaka no tena manafintohina be!


nandefa hafatra tany aminao aho ry Hery fa tsy mety lasa a! fa ahoana, misy problème ve???
juste tiko ho fantatra fotsiny ny ps n'ireo (...)
sy (F) ireo izay nametraka tsikera tamin'ny sary telo farany,de izay fa zà tsy hiady na hanoratra any aminy akory. tiko ho fantatra fotsiny lay olona de izay ihany.
misaotra mialoha.
14. rurik ( 06/12/2005 21:18)
misaotra betsaak ry hery an tena mahafinaritra tokoa ny fiasanareo hita fa miavaka tokoa ity site ity raha ampitahana @site hafa .mankasitraka
15. Veloo ( 06/12/2005 22:19)
ayayayayayayaaaaaaaaaaaaaa de ahona rehefa fantatra ilay izy ho esorina eto ve?
16. cutie ( 07/12/2005 03:46)
Mpandefa : hery [ Valio ] 06-12-2005 13:30:45
Lohateny : Momba ny tsikeran'ny sary
Ny mpanoratra tsikera ao amin'ny sary dia voatahiry daholo ny IP. Raha ohatra ka misy fitarainana momba ny tsikera (Teny ratsy na manaratsy) dia omeko ny tompon-tsary avy hatrany ny IP raha angatahiny. Farafaharatsiny fantatra hoe avy aiza ilay olona.
Fitsipi-dalao apetraka io... matoa mahasahy mitsikera dia tokony hahasahy ny vokany.
Misaotra daholo.
Ny fangatahana izany dia alefa mangingina aty amiko... dia hamariniko kalou hoe tsy tokony hipetraka ve ilay tsikera...

Zay ahahay mba mety ry hery fa tsy le vava be nataonao ahy ary @ le forum anankiray ary lol
17. fasaly ( 07/12/2005 13:31)
tena efikasy ilay hevitra aloha fa foana hatreo ny tsikera manaratsy sy manompa ary manosopotaka ny fiainan'"ny sasany e!
izany ny hoe nangina! .....
fa niezaka ny hamantatra ny olona nanaratsy tamin'ny sariko aho ka efa nisy kobokobo any fa mila confirmation fotsiny mitombina tsara amin'ny op-ny de hitako eo ny suite-ny tena tsy ampizina raha izay no marina an!
aza mba mahatoky olona ankoatra ny tena tsony ry reto a!
18. mamzelkely ( 07/12/2005 13:44)
de ts atokisa njy tsony ko zany zay :( lengako zany e:-* ataovy mamay refa tratra ky a
19. lapino ( 07/12/2005 14:27)
fasaly:
aza mba mahatoky olona ankoatra ny tena tsony ry reto a!

Za ko zany tsy hatoky an'i fasaly intsony? :wink:
20. fasaly ( 07/12/2005 14:48)
mamzll sy lapino:
tena marina e! tsy mampino mintsy kou! raha izay no marina an! fangah mou tsy tena sur kou ilay verification ilay ip e!???
tsy hoe tsy mahatoky sy tsy hatokisana tsony zà fa efa imbetsaka no voafitaka ka fay e! hihihi!
kopy kosa ngamba nareo an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5632