ary raha tsy "miseho milay"?
1. LazaRandri
(
06/12/2005 22:42)
Ahoana indray ny fijerinareo ireo olona "tsy miseho milay"?:
- Dondrona?
- Mahantra?
- Bonaika?
- Tsy milay? hahaha!
- Mialona?
- Tsy maharaka toetr'andro?
- Dondrona?
- Mahantra?
- Bonaika?
- Tsy milay? hahaha!
- Mialona?
- Tsy maharaka toetr'andro?
novalian'i fijo ny 21/12/2005 21:50
5. LazaRandri
(
07/12/2005 00:18)
jenny> izay mihitsy ilay fanontaniana. Ahoana ny fijerinao azy no mahatonga anao miteny hoe mila tairina ry zareo?
6. jennifer2
(
07/12/2005 00:42)
tsy ampy serasera firy ohatra ry zareo na voageja mafy teo anatrehan'ny RADny.
7. LazaRandri
(
07/12/2005 00:44)
hahaha! Fa angaha izy miavonavona fa tsy miseho milay fotsiny? d tokony hiseho milay zany ry zareo? hahaha!
9. LazaRandri
(
07/12/2005 00:48)
fa ahoana? hahaha!
- Dondrona?
- Mahantra?
- Bonaika?
- Tsy milay? hahaha!
- Mialona?
- Tsy maharaka toetr'andro?
tokony hiseho milay? hahahahahahaha!
- Dondrona?
- Mahantra?
- Bonaika?
- Tsy milay? hahaha!
- Mialona?
- Tsy maharaka toetr'andro?
tokony hiseho milay? hahahahahahaha!
10. jennifer2
(
07/12/2005 00:51)
tokony ho ampiana izy mba ho ara-dalana. (tsy miseho milay fa @ antonony an!)
11. LazaRandri
(
07/12/2005 00:54)
jennifer2:fa inona ny tsy maha ara-dalana azy? hahaha! Sao d le hiran'i Samoela hoe...tena masaka tsara @ ara-dalana...? hahaha.
tokony ho ampiana izy mba ho ara-dalana.
12. jennifer2
(
07/12/2005 01:26)
le somary dondrona ohatra ka. de io zao mila omena fahalalana izy.
13. LazaRandri
(
07/12/2005 01:32)
izay anie ny fanontaniako e!
amin'i Jenny zany "somary dondrona" ny olona "tsy miseho milay"
ahoana ny fijerin'ny namana hafa?
amin'i Jenny zany "somary dondrona" ny olona "tsy miseho milay"
ahoana ny fijerin'ny namana hafa?
15. lapino
(
07/12/2005 01:56)
Ilay izy ange izay isehoan'ny olona no hita aminy voalohany e! (Dia ny vokatry ny asany no hita aminy aorian'izay, ny tena toetrany mbola aoriana koa).
Kanefa ny fiaraha-monina manana tendance hitsara amin'ny "premières impressions".
Dia ilay hoe "tsy miseho milay" mbola mahasarona ny:
- "miseho tsy milay": izay izany no ahitana azy
- "tsy miseho tsy milay": vilany misarona toa misy hena! :)
Kanefa ny fiaraha-monina manana tendance hitsara amin'ny "premières impressions".
Dia ilay hoe "tsy miseho milay" mbola mahasarona ny:
- "miseho tsy milay": izay izany no ahitana azy
- "tsy miseho tsy milay": vilany misarona toa misy hena! :)
18. jennifer2
(
07/12/2005 04:05)
An3 ka. le ao anaty vilany misaronan'i lapino no mety misy ketileta.
19. LazaRandri
(
07/12/2005 04:07)
amin'i Jenny zany "somary dondrona" ny olona "tsy miseho milay". i Jenny aloha izany "somary tsy dondrona".
ahoana ny fijerin'ny namana hafa?
ahoana ny fijerin'ny namana hafa?