ary raha tsy "miseho milay"?
42. Herimiafina
(
07/12/2005 23:15)
Efa fantatra izany izao fa dia mba lazao ary hoe ny maharatsy izany miseho milay izany indray fa toa tsy takatro klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. Herimiafina
(
07/12/2005 23:21)
Ity izao anisan,ny maharatsy azy: ny olona tia miseho milay dia tia mitsikera ny hafa, mi-kritika, ary maneso indraindray, raha ohatra ka fantany fa tsy maha-ovoka intsony izy, tsy madio mantsy ny sainy. hehehehe:-D:-D:-D:-D
44. LazaRandri
(
07/12/2005 23:31)
d mba mody kritikena kely izy aloha k. d refa miaro tena d dokafana amizay. andramo ange e! tonga izy d mety hizara $$$ na tsy angatahana aza. hahaha!
45. Herimiafina
(
07/12/2005 23:39)
Izay no mitranga raha nanana hevi-dratsy haka avance amin'ny sasany ilay olona, fa raha olona nenjehina miseho milay nefa tsy nanana hevi-dratsy ny hanambany na ny haka avance dia mety tsy dia hiraharaha.
Miankina betsaka amin'ny fandraisany ny olona manodidina azy.

46. lapino
(
08/12/2005 00:15)
Raha raisina amin'io famaritan'i LazaRandri io izany ny "miseho milay" dia marika-na kompleksé. Tena io mihitsy anefa ilay hevitra fandraisantsika an'ilay izy. De le fomba fanaovana azy ihany koa himemezana.
Ny olana amin'io ange manjary tsy sahy miseho izay milay miafina any raha vao tsy sûr ny tenany fa matahotra e. De na ho sahy ihany aza manjary ho ahiahiana izay kritika sy doka mipoitra eo fa sao dia hoe maneso no dikan'izany.

47. pika
(
08/12/2005 04:42)
miseho ho tsy milay" tamin'izany.
tena manahirana be satria samy tsy te ahazo noty ambony
f'anga moa ilay tsy miseho milay tsy mamoaka ny tsara indrindra any aminao
atolotrao izay mety indridnra sy hainao fa tsy hireharehana na higestiavana izany akory
ny olona no mampisongadina anao avy eo iny tena mahay zavatra no .... dia lasa milay ianao
tsy hoe tsy miseho milay dia ho saronkenatra ka oandray :-D:-D hitan'ny karatra eny foana ny ena mahay oh fa tsy ny nigesta hoe tsy nisy dikany ny tany @ examen kanjo avy eo tsy afaka :-D
49. LazaRandri
(
08/12/2005 07:04)
indramiko ny voasoratra ao amin'ny Baiboly momba ny fanetre-tena:
"Eny, samia misikina fanetren-tena hianareo ka mifanompoa; fa Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an'ny manetry tena. Koa amin'izany manetre tena ambanin'ny tàna-maherin'Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin'ny fotoan'andro" 1Petera 5:5a,6
dikateny frantsay:
"Et tous, dans vos rapports mutuels, revêtez-vous d'humilité ; car Dieu résiste aux orgueilleux, mai il fait grâce aux humbles. Humiliez-vous donc sous la puissante main de Dieu, afin qu'il vous élève au temps convenable" 1 Pierre 5:5a,6
dikateny anglisy:
"All of you, clothe yourselves with humility toward one another, because, God opposes the proud but gives grace to the humble. Humble yourselves, therefore, under God's mighty hand, that he may lift you up in due time" 1Peter 5:5a,6

50. cutie
(
09/12/2005 02:53)
misy karazany roa ny miseho milay amiko :
miseho milay fa tsara ; de reny oul mpandoka ny tenany reny sns nefa marina daholo ze lazainy matoa izy miseho milay ( proud of himself ngamba )
de ny anankiray le miseho milay nefa ratsy, mandoka tena nefa mety tsy marina daholo reo , fa te hiseho milay fotsiny .
Fa le cas faharoa io ndray mety misy antony ny mahatonga ny oul iray ho miseho milay , misy zavatra kendreny any ho any :-D na misy misy zavatra tsy ampy any.
Marina mitsy zany , samy miseho milay daholo anie e, samy manana ny fomba anehoany azy fotsiny .

fijo [ Valio ] 08-12-2005 09:36:41
Lohateny : Re : ary raha tsy
ka ilaina ihany le miseho milay indraindray ko.kozy e
Marina mitsy zany , samy miseho milay daholo anie e, samy manana ny fomba anehoany azy fotsiny .
52. lapino
(
09/12/2005 11:46)
Manetre tena: ENY!
Ka izao àry:
- Raha misy olona "miseho milay", ka hataontsika hoe: "tapany mikobana", "ohatra ny dia inona ery", "aza be zesta eo", sns ... izany hoe esoina
- Raha misy olona "miseho milay", ka himemezantsika sy holalaovina ny pyskô-ny,
Sô de mba isika indray no tsy manetry tena amin'izay?
Raha ohatra isika sorena na tsy mahatanty hoe miseho milay ranona (hafa raha manambany izy an!), dia isika izany no "mihevi-tena ho inona" voalohany.
Amin'ny lafiny iray koa, raha misy zavatra milay any, dia hiandry hanontaniana ve vao haseho, na maninona moa raha tsy misy ilàna azy aza? Tsy voatery hoe anatina toe-tsaina mirehareha foana manko ny miseho.

53. Herimiafina
(
09/12/2005 15:05)
Otsan,ny te hiseho milay sy tsy miseho milay njay zah zany hahitako ho iza no mety amiko klé, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina
(
09/12/2005 17:13)
Miseho milay manao sarisary njay ry Veloo zany klé, zah kou ne mahay e, jereo anie e: :roll::roll::roll::roll:
56. fijo
(
09/12/2005 19:44)
ka isika nasaina nihetry foana hatr'izay,dia izao no vokany.fa aleo mba mihezaka maneho ny maha izy antsika indray e.
i hery izao ohatra milaza hoe :"mpitantana sita"dia miseho milay ve izy????nefa hita fa izay tokoa no hataony ary vitany tsara.

57. Herimiafina
(
09/12/2005 19:47)
Le mandainga fotsiny hoa no tena tsy mety e, manjary mampandiso fananetanana olona, manantena be nefa kay pôkaty klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
59. ravakamalala
(
09/12/2005 22:08)
ka isika nasaina nihetry foana hatr'izay,dia izao no vokany.fa aleo mba mihezaka maneho ny maha izy antsika indray e.
i hery izao ohatra milaza hoe :"mpitantana sita"dia miseho milay ve izy????nefa hita fa izay tokoa no hataony ary vitany tsara.
marina be izany!!! ary raha mila mpanohana ianao amin ny hevitrao dia za hiantoka banderole!:wink:
lazaRandri miteny hoe manetre tena, tsy manda izany aho fa isika ihany koa anie ka nomen Andriamanitra talenta, nomeny saina, nomeny tanjaka, ampitombointsika io talenta io, ka nahoana no ho ampirimina?
fantatrao ve ilay fanoharana momban ny talenta? inona no nahazo ilay mpanompo iray tsy nampitombo ny talentany?
60. lapino
(
09/12/2005 22:25)
Tsy mifanohitra ange izany hevitra izany e:
- manetre tena
- ampitomboy ny talenta
Raha manetry tena daholo ny olona tsinona dia tsy horaisina ho ratsy mihitsy ny "fisehoana milay".