ary raha tsy "miseho milay"?
21. pika
(
07/12/2005 07:04)
ny tena milay tsy miseho milay e fa ny olona no mampiseho ny zavabitany indray dia lasa milay izy avy eo fa tsy hoe nisehoseho
toy ny hoe ny tsy tena mahay langue oh no miseho miteny variaminana fa ny tena mahay rehefa @ fotoana ilaina azy dia hita misongadina eny foana diniho anie
ilay tsy miseho milay ireny tsy dodrona ka domony kely mody dokafany fotsiny ilay miseho milay dia manao ny tsy tokony atao :-D:-D

22. stephan
(
07/12/2005 11:08)
zah zao mahita ireny olona be malabary ireny fa feno 10 000 Ar bdb wa any anatiny any! tsy miseho milay v izy sady tsy milay?
23. xxx
(
07/12/2005 11:33)
ilay tsy miseho milay ireny tsy dodrona ka domony kely mody dokafany fotsiny ilay miseho milay dia manao ny tsy tokony atao :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. fasaly
(
07/12/2005 12:58)
LazaRandri:
Ahoana indray ny fijerinareo ireo olona "tsy miseho milay"?:
- Dondrona?
- Mahantra?
- Bonaika?
- Tsy milay? hahaha!
- Mialona?
- Tsy maharaka toetr'andro?
milay foana izy amin'ny maha izy azy indrindra indrindra, fa tsy misy olona tonga lafatra izany eo e!
25. zakony
(
07/12/2005 15:33)
Asa aloha fa nisy fotoana izahay mpiaramianatra izany sa "miseho ho tsy milay" tamin'izany.
tena manahirana be satria samy tsy te ahazo noty ambony non sasany, nefa kosa ilay afapanadinana tsimaintsy atao...
fa taty aoriana ilay izy niova daholo ny bandy satria tonga teo am fotoana fanenjehana sipa, dia tsy hoe niseho ho nilay fa mba manao izay mety fotsiny
zay

26. kiali
(
07/12/2005 17:38)
fa ahona no afantaran'elah anahako le????:lol::lol:
zah kosa aloh tsy mialona eh!!
zah kosa aloh tsy mialona eh!!
27. LazaRandri
(
07/12/2005 19:43)
kiali::-$
fa ahona no afantaran'elah anahako le????:lol::lol
tamin'elah niseho nilay ho tsy mety mafy kaka, d nitelina vaonina zavoka!
d aveo niseho nilay tsy mahay teny gasy, ka bada lela toy ny mihinam-paraky!
hahaha!
28. Herimiafina
(
07/12/2005 20:16)
LazaRandri:
Ahoana indray ny fijerinareo ireo olona "tsy miseho milay"?:
- Dondrona?
- Mahantra?
- Bonaika?
- Tsy milay? hahaha!
- Mialona?
- Tsy maharaka toetr'andro?
Io dia miankina izay ao ambadiky ny heritreritr'ialy olona: Raha ohatra ka fanafenana information tsotra izao no tsy hisehovany dia ratsy saina izy.
Matetika anie tsy mipetraka io resaka io e, tsy hisy hiteny mihintsy hoe "ary ianao izanya nie ka tsy miseho milay mahintsy e?"
Fa matetika ny olona milaza ny mombamomba ny tenany foana no henjehina ho miseho milay. Ohatra izaho mivavaka, izaho nianatra teny Ankatso, sns, nefa tsy voatery ho ratsy saina ilay olona miteny izany fa fampahafantarana ny mombamomba azy.
Ny ratsy dia tsy ny fisehovana milay na tsy fisehovana fa ilay "Saina ao ambadik'izay", ary "ny lainga".
29. fijo
(
07/12/2005 21:49)
ny olona miseho milay dia le tia sehoseho ireny,fa ny tsy miseho milay kosa dia mipirimpirina,fa tsy ireo voalaza ireo mihintsy.
ny mipirina akory tsy midika hoe dondronana mahantra na bonaika na mialona.
misy manana be sy mahay be ary tena matsilo nefa mipirina fa tsy tia seho seho.
ny mipirina akory tsy midika hoe dondronana mahantra na bonaika na mialona.
misy manana be sy mahay be ary tena matsilo nefa mipirina fa tsy tia seho seho.
30. Herimiafina
(
07/12/2005 21:57)
Izay mihintsy no izy, saingy amin'ny olona sasany dia lazaina fa miseho milay daholo ny olona na dia vao miteny ny anarany fotsiny aza, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. fijo
(
07/12/2005 22:00)
ka tsy hay intsony izy ity ko.rehefa hitady asa ve dia hiteny fotsiny hoe za mba nianatra ihany.de izay.
32. Herimiafina
(
07/12/2005 22:08)
Ka eo indrindra le izy, misy aloha ny tena atao hoe miseho milay tsotra izao, fa misy indray kosa ilay mba ohatra hoe milaza ny momba ny tena kely aloha sao de mety hahasoa, de nefa misy manafangaro le izy.
De eo koa ilay hoe toetran'ilay olona mihintsy ilay izy na tsia, satria misy karazana olona matahotra mafy ny vavan,ny fiaraha-monina no antony mampangina azy fa tsy de tena hoe izay no tiany.
De eo koa ilay hoe toetran'ilay olona mihintsy ilay izy na tsia, satria misy karazana olona matahotra mafy ny vavan,ny fiaraha-monina no antony mampangina azy fa tsy de tena hoe izay no tiany.
34. Herimiafina
(
07/12/2005 22:10)
Omeko ohatra ary e: raha hilaza zah zao hoe nahita fanafodin'ny sida zah, de ahoana miseho milay ve zah izany sa tsia?
35. fijo
(
07/12/2005 22:14)
izay indrindra mantsy.tsy hitako mihintsy izay mampiseho milay an'izany.amiko ny miseho milay dia olona manana 50f ao ampaosiny nefa izy dedaka hoe novidiako daholo ny teny analakely.
36. LazaRandri
(
07/12/2005 22:31)
ary ahoana zany le hoe :"izaho mahery saingy miafina" kanefa kay mangery miafina ambodihazo? hahahaha
38. Herimiafina
(
07/12/2005 22:37)
Otsan'ny tsy mety amiko tsony ngambany le manoratra ato fa toa misy fofona hafahafa izany klé. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
40. LazaRandri
(
07/12/2005 22:42)
Ny miseho milay dia izay rehetra mandoka ny tenany sy mitanisa ny fananany na fahaizany na ny mombamomba azy manokana (na mivantana na ankolaka), kanefa tsy nisy nanontany azy sy tsy ilaina fantarina akory.