ary raha tsy "miseho milay"?

81. fijo ( 14/12/2005 21:55)
ary elah tsa mijery ambony an.
82. ravakamalala ( 14/12/2005 22:39)
jennyfer2:
Fa firy kilao le gasy sasany any aminareo akia?
Fa hono hoy aho,le olona miseho milay ireny angamba maivana o?


taille fine daholo rizareo aty ka!
83. lapino ( 14/12/2005 23:28)
F'angah tsy izay mavesatra foana no lavo ambany? :wink:
84. ravakamalala ( 14/12/2005 23:33)
odoie e! ampisehoko anao?
85. lapino ( 14/12/2005 23:39)
Ko tsy ndeh àry hoe?!
86. ravakamalala ( 14/12/2005 23:47)
porofo :
1 judo
2 sumo
3...politika.
...
87. lapino ( 15/12/2005 00:05)
Hmmh! Tsisy haiko daholo zany!
Raha am'zavatra haiko de tsy zany, fa ze mavesatra no midina voalohany foana :wink:
88. ravakamalala ( 15/12/2005 00:07)
ohatra?...
89. dadabe ( 15/12/2005 00:27)
lutte izany fa haiko ...:D
90. lapino ( 15/12/2005 00:36)
Kely sisa ... :D
91. Herimiafina ( 15/12/2005 00:51)
Loi de la gravitation Universelle, hoy i Newton: "ny zavatra rehetra misy lanja dia vosarika "force centrifuge" manantona ny centre-ny tany ka manana acceleration na hafaingana-mpandeha G"
Ka P=M.G d'ou G=P/M ka raha ambony ny poids dia mihalehibe ny G ka mihahaingana kokoa ny fianjerany eo ambonin'ny tany.
Ka noho izany izay mavesatra ho lavo ambany voalohany.(l)(l)(l)(l)
hehehehehe:-D:-D:-D:-D =))=))=))=))
92. ravakamalala ( 15/12/2005 00:53)
ka efa hoe an3 hoa fa tsindriko eo daholo anie nareo telo lahy fa dia efa mba miteny aho zay e!
93. Herimiafina ( 15/12/2005 00:56)
Tsy koi zany ry ravaka fa zah zany mila tsinditsindriana mahintsiny ny lamosiko izao klé, hehehehehe:-D:-D
94. fijo ( 15/12/2005 21:54)
andao hanao judo ry ravaka an.
95. ravakamalala ( 17/12/2005 22:24)
Mangarom-biby andavaka an! za anie ceinture marron e!
96. fijo ( 21/12/2005 21:50)
ny ahy aza mainty mihintsy ko.sady le mangarona tiako ka.le biby io an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.283