resto chinois

1. diamondra27 ( 05/12/2005 09:53)
hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary:
indray andro hono tany Chine fa tsy haiko oe taiza ho aiza de nisy 2 touristes eropeana nandalo de niditra resto chinois niaraka t@ alikany, de nandroso, de natao ny commande, betsaka olona tao @io resto io satria tena récommandé be oe tsara ka somary elaela vao tonga ny sakafo fa mandrapa de nisotro apero ry zareo. De tonga @ zay ary le plat de resistance de nankafy ery ry zalahy, de nitohy hatr@ dessert, fa nony afapo ry zareo de natao ny addition sady nosaotraotra ery ary nanontany oe lasa aiza i Bobby( le alika io) de ozy le Gérant oe : le nolazainareo fa tsara be iny ka! any ankibonareo izy zao...
novalian'i fijo ny 13/12/2005 21:20
2. xxx ( 05/12/2005 10:11)
::snif::snif::snif::snif::snif:
3. xxx ( 05/12/2005 10:12)
:evil::evil:
4. mandrindra ( 05/12/2005 10:42)
tena matsiro an !!!
5. vale ( 05/12/2005 13:50)
diamondra27:

hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary:
indray andro hono tany Chine fa tsy haiko oe taiza ho aiza de nisy 2 touristes eropeana nandalo de niditra resto chinois niaraka t@ alikany, de nandroso, de natao ny commande, betsaka olona tao @io resto io satria tena récommandé be oe tsara ka somary elaela vao tonga ny sakafo fa mandrapa de nisotro apero ry zareo. De tonga @ zay ary le plat de resistance de nankafy ery ry zalahy, de nitohy hatr@ dessert, fa nony afapo ry zareo de natao ny addition sady nosaotraotra ery ary nanontany oe lasa aiza i Bobby( le alika io) de ozy le Gérant oe : le nolazainareo fa tsara be iny ka! any ankibonareo izy zao...



hihihi, tsy copie coller izany ity fa tsy blagy salée...???
6. diamondra27 ( 05/12/2005 16:23)
vale: mitady blague salé njay njy an! hein za nge manana be de be e!
7. diamondra27 ( 05/12/2005 16:30)
vale:ty ary ho anjy manokana e! les hommes sont comme des sapins de noël, il n'y a que des boules
8. Veloo ( 05/12/2005 16:42)
9. sonwin ( 05/12/2005 18:59)
:-D
10. Herimiafina ( 05/12/2005 19:04)
Boule de poils, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. lapino ( 05/12/2005 19:07)
poils de boules :-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 05/12/2005 19:21)
Boules de noel, Où sont les boules à Noel? hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 05/12/2005 19:35)
tavela eo @ tendany ohatra, de mbola misy akiroa koa any ho any fa tsy haiko hoe aiza
14. Herimiafina ( 05/12/2005 19:41)
Houn Diamondra alazako fa teny ratsy klé, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. akamatiana ( 05/12/2005 19:49)
:-D:-D
16. Herimiafina ( 05/12/2005 20:09)
Alazako tsara io raha tsy manome bizou bizou anah anjoany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. jennifer2 ( 05/12/2005 23:07)
de maninona koa zao zany? hita fa mbola misy boules roa any ho any koa.
An! mitady bizou njay ny sasany an!
Diamondra a! aza omena io raha tsy mipitrapitra tsara.
18. diamondra27 ( 05/12/2005 23:27)
eny kia ry jennifer a, aleo njy zany no omena:-*:-*:-*
19. jennifer2 ( 05/12/2005 23:31)
Merci akia a! :-*:-*:-*:-*
20. Bariry ( 06/12/2005 02:21)
Raha azoko tsara de tsy nando vola tsony zareo refa avy eo sa? ny azy ihany tsinona no nanajan'ny olona azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2522