resto chinois
43. Herimiafina
(
09/12/2005 04:10)
De raha tsy any de aiza zany klé, tany no nahatadiavako azay farany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
44. jennifer2
(
09/12/2005 04:23)
:-D:-D:-D:-Dde taiza no nametrahanao azy? hotadiaviko mantsy raha aty.
45. Herimiafina
(
09/12/2005 04:29)
Jereo hoe sao adino ao ambany bodofotsinao ao, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
47. Herimiafina
(
09/12/2005 04:46)
Tena tao mahintsiny no nilalaovanao azy izay klé, hehehehehe:-D:-D
51. Herimiafina
(
09/12/2005 04:55)
Ao ary re fa tany aminao tany ihany e, tsy nandeha taiza zah ankoatry ny tany aminao, sao de mba nohaninao kalongany klé? hehehehe:-D:-D
54. vale
(
11/12/2005 09:20)
diamondra27:
tavela eo @ tendany ohatra, de mbola misy akiroa koa any ho any fa tsy haiko hoe aiza
hahahahahhahaha.........
55. dadabe
(
11/12/2005 09:32)
Mpandefa : jennifer2 [ Valio ] 07-12-2005 04:45:35
Lohateny : Re : resto chinois
fa aiza daholo no ahitan'i Diamondra an'zao blagy rehetra zao e?
dadabe: na mbola hiampy anao aza tsy maninona. Nefa tia hena ve aloha enao e?
zah tia hena :-w:-w misy hena azo hanina angaha any @ toi any??:@
57. jennifer2
(
13/12/2005 02:05)
Fijo: sao de any amindry akia fa tena tsy hitako a?
Dadabe: hena inona aloha no tianao e! hanaovako special.
Dadabe: hena inona aloha no tianao e! hanaovako special.