resto chinois

21. Herimiafina ( 06/12/2005 02:25)
Ie, de le sinoa njay ary no nisaotraotra klé, ngamba plat maromaro no vita tamin,iny klé, hehehehe:-D:-D
22. jennifer2 ( 06/12/2005 02:30)
fa mety ho firy plat no vita @ zany alika iray zany kay?
23. Herimiafina ( 06/12/2005 02:34)
Tsy haiko fa zah mbola tsy nanao an'izany, fa zah kalongany tsy hinana e, otsan'ny hoe minana ny akamako zanyz ah raha minana an'iny, ny alika anie ka kamaradin'ny olombelona e, hehehe:-D:-D:-D:-D
24. diamondra27 ( 06/12/2005 02:42)
bariry: tsy hay tsony zany e
25. jennifer2 ( 06/12/2005 02:47)
za mantsy mbo saika hanapo plat special ho an'ny herimiafina!
26. Herimiafina ( 06/12/2005 03:40)
Dain, zah tsy mila, aleoko njay tsy tendakanina tampoka klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. jennifer2 ( 06/12/2005 04:50)
ao ary fa tsy ataoko an'zany e! manjary noana be enao de lasa mahia kely!
28. dadabe ( 06/12/2005 05:38)
anjekaky oo diamondra sy jennifer :-w:-w mitady hitambatra @ herimiafinA IRERY anjenestonao ee
29. diamondra27 ( 06/12/2005 13:02)
za mahay mahandro sakafo tsara ihany fa raha hanaiky invité hiaraka @ herimiafiana enao dadabe de viens joindre à nous a! de lasa tsika 4 zany fa tsy irery tsony herimiafina @zay, tandremo sao mitondra alika a!
30. vale ( 06/12/2005 22:30)
diamondra27:

vale: mitady blague salé njay njy an! hein za nge manana be de be e!



hihihi, alefaso fa ataovy le blagy mampime reny fa laony be @ le "coquine" zà!
31. Veloo ( 06/12/2005 22:53)
coquine an:-*:-*
32. diamondra27 ( 06/12/2005 23:43)
veloo:ty ary misy e!

Quel est le plus petit filet de pêche du monde ?
Réponse : LE STRING ! Parce qu'on y trouve une raie, une moule, un barbu, une morue et parfois un maquereau qui tourne autour...
------------------------------------------------------
Deux gars sont en train de discuter et l'un d'entre eux dit :
- Si la fin du monde arrivait dans 15 minutes qu'est-ce que tu ferais ?
- Moi ? Je baiserais tout ce qui bouge ! Et toi ?
- Moi, je ne bougerais pas...
-------------------------------------------------------
33. jennifer2 ( 07/12/2005 00:45)
fa aiza daholo no ahitan'i Diamondra an'zao blagy rehetra zao e?

dadabe: na mbola hiampy anao aza tsy maninona. Nefa tia hena ve aloha enao e?
34. diamondra27 ( 07/12/2005 03:42)
jennifer:ka misy mitady blagy salé de ny sasany tsy d'accord fa oe ataovy maontina de aleo samy omena fahafampo doly kia a!
35. jennifer2 ( 07/12/2005 04:06)
merci akia a! iny ny anjy aloha fa tiko be zany: :*:*:*:*:*
36. raniry ( 07/12/2005 14:01)
tsotra, les chinois mangent tout ce qui a deux pattes sauf l'être humain, tout ce qui a quattre pattes sauf les chaises et les tables , tout ce qui a deux ailes, sauf les avions.(t@ gazety anio)
37. vale ( 07/12/2005 21:02)
diamondra27:

vale:ty ary ho anjy manokana e! les hommes sont comme des sapins de noël, il n'y a que des boules



hahaha........
38. vale ( 07/12/2005 21:04)
Herimiafina:

Boules de noel, Où sont les boules à Noel? hehehehe:-D:-D:-D:-D



hihihihi.....
39. fijo ( 07/12/2005 21:56)
aza mba sinoa ihany fa tena tssssss
40. jennifer2 ( 08/12/2005 02:49)
De aza mba mdiditra @ resto sinoa ihany fa mihinana ny tsy fihinana.
Vale; fa nankaiza hono ny boulesn'i herimiafina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1992