sterilet!

1. xxx ( 04/12/2005 19:20)
vao 5volana izay za no nametraka sterilet , t@ 1volana aloa d tena nisy fihatraikany b tamiko ilay izy fa mandeha b ny regle sady ela b vao vita , d faha 2 volana indray mandeha fa lasa misy muquese hono za fa tsy maninona hoy ilay dokotera fa raha mi-gener anao ilay izy d hamena zvt karaza hormone ireny ianao fa reny afaka tsikelikely ,d jerevako moa ilay izy moa misy progesterone d lasa natahotra za nihinana azy fa sao lasa bota d tsy nihinana za, d taty aoriana za nanao regime d nihena b mihitsy ka eo no tsy hitako we vokatrin'ny sterilet v no mampihena anahako? sa regime ?fa za taloa nanao regime fa tsy mihena zany mihitsy , ka lasa matahotra !, sao d misy olona mitovy cas amiko , fa mba t ahafantatra bb kokoa!
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:28
2. Veloo ( 04/12/2005 23:07)
angaha aky tsy misy afa tsy sterilet ny afa k'olana??? za aloha tsy mba tia mametraka zavatra artificiel ao anatiny tenako e.... tsy marary ve aky?
3. diamondra27 ( 04/12/2005 23:26)
xxx a: misi dinika natokana ho anareo xxx nge ka maninona raha miditra any enao fa eto ny pseudo tsy ankinafina, sady mba mety hisy hamaly any
ny titre de oe: xxx miafina @ dinika eritreitra mandalo
4. nahary ( 05/12/2005 16:51)
gravy be zany mampiasa sterilet zany fa tandremo an !
Mety lasa cancer mintsiny an !
5. Veloo ( 05/12/2005 16:52)
nahary a zany mihitsy mantsy ...
6. diamondra27 ( 05/12/2005 17:25)
tsoriko kosa alou fa tsy ny olona rehetra no amanao io refa asiana sterilet e!
de toute façon nge ny dokotera no mamapakevitra par rapport @ age sy toebatanao e! misy zao mahatanty pillule , ny sasany pillule mampatavy, ny sasany njay de matanty sterilet de enao zao tsy natanty, ...
7. Veloo ( 05/12/2005 18:04)
njy miteny an'izany fa ndray2 aky ny dokotera manondrana a :roll:
8. ravakamalala ( 06/12/2005 10:59)
efa betsaka ny safidy amin ny resaka fitaizana aizana, ka raha tsy zakanao ny sterilet maninn rah amiova zavatra hafa? tsy tokony hanelingelina anao zany mits ny sterilet, fa matoa izy maelingelina dia tys mifanaraka main ny vatanao fa miovà,

maninn tsy mampiasa implant?
9. sonwin ( 06/12/2005 16:18)
azy mampiasa n'inon'inona fa andro ihany isaina
10. Veloo ( 06/12/2005 23:46)
ie wa ry sonwin io no tena natoraly tsara :wink:
11. fijo ( 08/12/2005 05:49)
diamondra an,raha toa ity kosa tsy maninona le manao XXX ka.
le sterilet io marina anie ry XXX misy mety aminy misy tsy mety e.ary maro ny mpitsabo no diso fandinika amin'io.ka tsy aleo ve mitady zavatra hafa??????
12. diamondra27 ( 08/12/2005 07:37)
fijo: tena reraka be za androany fa tsy azoko le lazainao
13. Veloo ( 09/12/2005 17:16)
diamondra a, zany ve? :-D:-D:-D
14. fijo ( 09/12/2005 19:10)
nilaozan'ny volamena indray diamondra de reraka be
15. watafon ( 10/12/2005 05:28)
xxx: tsara tsara kokoa enao miverina mijery dokotera (na d lazain'i veloo aza hoe manondrana izy ireny indraindray !)fa raha ny fahitako azy d tsy mety aminao zany le sterilet e!
16. diamondra27 ( 10/12/2005 12:21)
fijo:ka le sterilet volamena no nataonjareo fa tsy varahina koa
veloo: njy ko de mime foana an! fita fa reraka koa
17. ravakamalala ( 10/12/2005 15:27)
aiza i xxx no tsy hita ntsony kay! nanaona ihany e? mba omeo vaovao.
18. Veloo ( 10/12/2005 22:45)
watafon a ratsy reny o? misy zavatra betsaka azo atao nohon'io o?
ravaka ie wa retsy lasa nakaiza ilay akama kely??
19. fijo ( 14/12/2005 21:32)
raha za koa aloha ny sipa tsy manao an'ireny aho e.manelingelina ngamba ireny kle
20. Veloo ( 15/12/2005 00:58)
fijo a ie wa lesy...asa aloha e misy mahatanty kle:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0917