sterilet!

41. fijo ( 21/12/2005 19:28)
te hiova ngah ndry???
42. watafon ( 22/12/2005 09:04)
aleo zao ihany ndray k !:-D:-D:-D
43. Veloo ( 22/12/2005 19:54)
wata ary ahona ary zany ? :-D:-D:-D
manana azo-damosina ve njy io? :-D:-D:-D
44. fijo ( 22/12/2005 21:04)
raha tsy manana ngah izy ,dia ampindramindry taolan tehezana?
45. Veloo ( 23/12/2005 15:09)
fijo a angaha azo ampidramina. atoro ka:-D:-D
46. fijo ( 23/12/2005 19:50)
ny taolan tehezana azo homena mihintsy ka
47. watafon ( 27/12/2005 08:36)
Veloo, manana mihitsy k ! fa raha misy any tsy maninn k !!!ilaiko fôna atao rezerva !
48. fijo ( 27/12/2005 21:51)
omeo ao izy e
49. watafon ( 30/12/2005 18:16)
veloo, zany ono e! aiza isika @ reveillon ?
50. fijo ( 30/12/2005 18:57)
ary veloo aza toa efa lasa sahady ko
51. watafon ( 31/12/2005 08:40)
za koa ary mbo gaga kou ! sa efa vaovao mou ny taona any zao?
52. Veloo ( 01/01/2006 00:33)
mbola tsy vao2 ny taona ka mbola misy adin'ny telo hihihihi wata za tsy manao reveillon zany
53. watafon ( 03/01/2006 09:11)
veloo, fa nahoana kay ?
54. fijo ( 03/01/2006 20:51)
manao regima sao mitombo ve ndzy?
55. watafon ( 04/01/2006 08:55)
fijo, miandry valiny isika zao !
56. Veloo ( 04/01/2006 14:16)
wata a tsy tiko ny miary tory, fa mandreraka be njy nga nanao reveillon sans moi? :-D:-D:-D
57. watafon ( 04/01/2006 18:11)
veloo, k coincidence nge zany satria za kou natory e! nianjy anjy tsy tonga za d leo b !:-D
58. fijo ( 04/01/2006 19:45)
mpametrapetraka io letsy e
59. Veloo ( 04/01/2006 20:37)
dain ko ty fijo, nga ela mahalala ahy :twisted:
wata za niandjy anjy knou :-D:-D:-D
60. fijo ( 04/01/2006 20:51)
hita fa ndjy kosa mametrapetraka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2204