billet mada mila num tel eto Allemagne
1. Naliy
(
05/12/2005 20:09)
Aiza eto Allemagne no azo antsoina raha te hahalala ny promotion billet paris tana paris. Mba billet moramora. Izay manana mba mila ny num tel. Misaotra mialoha. Depart mars 2006
novalian'i LazaRandri ny 07/12/2005 01:27
3. dadabe
(
06/12/2005 03:41)
he he he frera io a :)
aty chine no azo antsoina raha te hahalala ny billet mora be tana paris tana ise:-w
aty chine no azo antsoina raha te hahalala ny billet mora be tana paris tana ise:-w
4. Veloo
(
06/12/2005 22:35)
ledada a nametraka ny initiale-ny izy knou :-D:-D:-D
aty ndray dia tena lafo be dsl
aty ndray dia tena lafo be dsl
