billet mada mila num tel eto Allemagne

1. Naliy ( 05/12/2005 20:09)
Aiza eto Allemagne no azo antsoina raha te hahalala ny promotion billet paris tana paris. Mba billet moramora. Izay manana mba mila ny num tel. Misaotra mialoha. Depart mars 2006
2. xxx ( 05/12/2005 21:23)
mijereva ao amin'ny internet ry ise a
sw
3. dadabe ( 06/12/2005 03:41)
he he he frera io a :)
aty chine no azo antsoina raha te hahalala ny billet mora be tana paris tana ise:-w
4. Veloo ( 06/12/2005 22:35)
ledada a nametraka ny initiale-ny izy knou :-D:-D:-D
aty ndray dia tena lafo be dsl
5. LazaRandri ( 07/12/2005 01:27)
http://www.flugboerse.de andramana. Tsy misy Madagascar ao fa mandehana any @ birao-ny. lol

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4418