regle

1. xxx ( 04/12/2005 19:22)
sao d mafantatra zavatra na fanafody mampitaraiky regle nareo fa sur aho fa tonga ny regle @ reveillon nefa za manana programme andeha toerana lavitra ka mahakamo b ilay izy!
novalian'i fijo ny 08/02/2006 20:39
2. lapino ( 04/12/2005 19:30)
Te ho taraiky regle? Ka sô de tsy mety aminao le fanafody kle! :?
3. Mifenty ( 04/12/2005 20:20)
za kou mahay tsy mampa tonga règle .
4. Veloo ( 04/12/2005 20:25)
hafa kely ndray zany fanontaniana zany kle... manao bevoka ny valony hihihihi
5. fasaly ( 04/12/2005 21:42)
fa mitretrika ny hanao inona njiko am reveillon!:wink: ka raha ny contraire izay indray no hatao, manao vizana be mahintsy alohan'ny règle de amzay tonga aloha be ny règle raha vao vizana...de tsy vohelingelina am reveillon!
6. Veloo ( 04/12/2005 23:09)
:^)afakely ndray zany kle:^)
7. diamondra27 ( 04/12/2005 23:18)
Dokotera ihany no tsara e!fa maninona no ampitarakaina fa manontania ny pharmacie fa misy pillule 28jours au lieu de 21jours, fa tsy haiko na mety @ de passage io système io na tsia fa misy olona fantako de nilaza ahy izy hoe: za mihinana pillule 28 jours mba hanalana ny règle , fa manaraka traitement manko izy satria manana pb hoe tsy tokony handera:règle na blessée na makany @ dentiste alana nify fa raha tsy zany de manao hémorragie, de najanony dr ny règle @io pillule io
8. diamondra27 ( 04/12/2005 23:23)
tsy azoko le fanontaniana, le fanaovana voyage ve no antony satria tsy misy hisasana tsara sa hanao plan adulte enao de tsy te hande rà, na oe te hanao sexy be ,raha manao tampon nga tsy mety, de soloana matetika? De tsy te ho bevoka koa ve no antony?
9. xxx ( 05/12/2005 08:59)
minana zavatra a base d'hormone fa mandehana dokotera
10. apksaalim ( 05/12/2005 09:51)
Fa nga enao anao zavatra hafa...?fa maninn izy ra avela andeha soa eo!!
11. Raloum ( 05/12/2005 09:53)
tsotra be retsy izany a! manaova bevoka de tsy mandeha ny règle an toi.
12. fytiana ( 05/12/2005 11:58)
Misy namako miteny hoe mihinana chocolat noir hono d taraiky ny règle
13. tsingy ( 05/12/2005 12:26)
salut nj,

ty hatoroko anj ty lou nampiasaina tamiko tami zah nodidina apendicite fa tsy haiko fa nijanona mihitsy ny règle ko nandritra ny 3j ka andramo ka izahao fa sao mba mety ny anarany "Dicinone na Dycinone" tsa haikomanoratra azy fa zay no anarany.
D mazotoa mifety ary aza mihetsika lotra so miporitsaka leiry aminio an.

14. pika ( 05/12/2005 13:15)
ie ny chocolat noir efa natao fa 2 jrs eo no fahatarany
15. ari.malala ( 05/12/2005 14:14)
tsingy, dycinone fampijanonana hemorragie fa ts fampijanonana règle

hoan'i xxx, manaova aky bevoka d ts mande regle a, hihihi, za zao ts tratra'nle pb alo pour 1 certain temps ;) fa in klou ny antony anataraikena an'le izy na hande voyage zany aza e, sa v voyage hafa le izy? ;)
16. pissoa ( 05/12/2005 16:35)
ary otra'ny te halalala doly ny namana ato zany ... fa maninn tkou aza :?
17. Veloo ( 05/12/2005 16:50)
aza mba mihinana fanafody zany ry reto a ... ho ratsy ny hafarany io an... tairo ny chocolat mainty raha mety :roll:
18. Mifenty ( 05/12/2005 20:47)
letya za v rangà efa miteny oe mahay tsy mampatonga règle de inn iany aza no edivana evitra amzany.

:*:*:{:-D:-D:}
19. Veloo ( 05/12/2005 21:16)
:-D
20. ari.malala ( 06/12/2005 06:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0921