regle

21. stanl ( 06/12/2005 08:15)
mahagaga mihintsy ny izany an!!:-D
misy fanafody izay fa tsy fantatro ny anarrany :-*:* nga fety be mihintsiny no atao é!:idea:
22. majakely ( 06/12/2005 08:31)
Nenah klo tohizako fotsin le pllules e¨!!!au lieu an'le hijanona kely iny an ...de tsy asina pause mintsy ,,,de tsy mandeh io ....¨Tsy tonga ...am manaraka njay izy tonga ,,,hihi
23. watafon ( 06/12/2005 12:30)
xxx,hafa nohon'ny hafa mihitsy ity fanontanianao ity e! raha mihinana pilule enao d tohizo kely fa mety ozizy majakely e! raha fanafody hafa ndray tô tsy itako k !
24. Veloo ( 06/12/2005 23:45)
watafon :-D:-D:-D
25. watafon ( 07/12/2005 06:04)
veloo manin kou zao za io ? :-D:-D
26. Veloo ( 07/12/2005 20:21)
wata a ka enao tsinona tsy mahita fanafody hafa ko :-D:-D:-D
27. fijo ( 08/12/2005 05:43)
misy tsindrona roa efikasy be ireto.
bibitoine
sy penis-line.
andramo fa tena ao tsara sady fafiny.
anjekaky oo
28. Veloo ( 09/12/2005 16:21)
8O8O8O
ty fijo ty ko tsssssss:roll:
29. fijo ( 09/12/2005 19:09)
veloo anontanio anie mandrindra e
30. watafon ( 10/12/2005 05:09)
aôna mou no ahafantaran'i fijo an'ireo tsindrona 2 ireo ? nanontany tany@ pharmacie za fa tsy misy manana an'ireo hono e! :-D:-D
31. ravakamalala ( 10/12/2005 15:26)
aiza moa ny olona no hino hoe virja ianao ry fijo? misy koa ny antibiotique : "taimbômicine"
32. Veloo ( 10/12/2005 22:41)
ravaka a:-D:-D:-D:-D loza retsy a asa iza no mbola hihino an'izy io :-D:-D:-D
wata a sur prescription zany lesy reo fanafody reo o?:wink:
33. dadabe ( 11/12/2005 00:55)
:-wveloo> njy koa ve tsy te ho tonga regle??? :-w
ao fa zah manana tsindrona zozopium ,sady mahasalama no efikasy :-$
34. Veloo ( 11/12/2005 01:27)
ory ledada a za efa antitra ko mbola regle ndray tsssssssss njy ty ko:-D:-D:-D:-D
35. sonwin ( 11/12/2005 17:03)
kotoine no tena rapide raha samy tsindrona ihany
36. sonwin ( 11/12/2005 17:03)
kotoine no tena rapide raha samy tsindrona ihany
37. Veloo ( 11/12/2005 20:59)
hmmmmmm sonwin ko kay mahay...an :-D:-D:-D
38. ari.malala ( 13/12/2005 06:15)
=))=))=))=))=))ary tena nahita fanafody tampotampoka tao daolo nareo an =))=)) in @reo no tena efikasy sa ekivalan daolo reo?=))=))=))
39. Veloo ( 13/12/2005 16:28)
ari a dia tena mahagaga retsy a lasa dokotera doly ry zalahy =))=))
40. ari.malala ( 14/12/2005 06:00)
ie wa retsy ry veloo, dokotera mahay mampitaraiky règle :-D fa ny mampime ana d le ol nangataka torohevitra aza efa ts hita tsony =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3073