regle

41. mimiso ( 14/12/2005 07:01)
=))=))=))
42. Veloo ( 14/12/2005 16:34)
ari =))=))=)) efa azony zay tiany angamba knou
43. watafon ( 14/12/2005 17:59)
ari, veloo ôka zay sô d marary ny fihomehezana eo nareo !! aleo mitsiky fotsiny d ampy e! :lol::lol:
44. Veloo ( 14/12/2005 18:01)
wata a ka ahona ny hevitrao @ ireo dokotera sandoka reo e? :-D:-D:-D
45. fijo ( 14/12/2005 21:29)
wata an,ka ireo anie hono fanafody natorel tena mampijanona azy 9 volana e.
io izao i ravaka fa nahita antibio vaovao tsara ko.
fa za re rankizy mbola izy fa aza manahy nareo e.
46. Veloo ( 15/12/2005 00:55)
fijo a tssssss za tsy mino an'izany :roll: 9 volana tsssss
47. watafon ( 15/12/2005 03:48)
veloo, dokotera voajanahary daholo reo e! samy manana tsindrona natoraly arak'izany !:-D::-D
48. fijo ( 15/12/2005 04:47)
veloo,ie 9 volana mihintsy ny regle no mitsahatra raha manao ireo voalaza ireo.hafaka mamonjy fety tsara izany.
wata.ka izy mila vahaolana maika ko
49. watafon ( 15/12/2005 06:48)
k za ange nilaza oe tsy mahita fanafody hafa oa za e!
50. Veloo ( 15/12/2005 17:14)
:-D
51. watafon ( 15/12/2005 17:39)
:roll::roll::-D:-D:-D
52. Veloo ( 15/12/2005 18:12)
lozany mime fotsiny sisa :roll::-D
53. fijo ( 15/12/2005 21:32)
ka efa hatoro izy izao ko
54. watafon ( 16/12/2005 03:49)
hatoro sa hatory ry fijo ? tena efa t hatory tokoa aza !:-D:-D
55. fijo ( 16/12/2005 04:10)
ka veloo le milaza hoe tsy mino 9 volana no hatoroko ka
56. watafon ( 16/12/2005 06:59)
hay v e!
57. fijo ( 16/12/2005 18:52)
veloo koa anie mody fannina izay indraindray e
58. Veloo ( 16/12/2005 19:47)
fijo a ahona no atao nao oe mody fanina? za tsy mahafantatra an'izany knou:^)
59. fijo ( 16/12/2005 20:04)
ahannn,mino indray ary aho e.
60. Veloo ( 17/12/2005 02:54)
kita ko:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1029