regle

101. fijo ( 10/01/2006 21:42)
ny an'i veloo letsy ra hafa mihintsy kay no noheveriny an
102. watafon ( 11/01/2006 08:53)
tena zany mihitsy angamba e! matoa izy mivanàka b ôtran'io
103. fijo ( 11/01/2006 21:27)
izy koa mantsy ,tia raha izay ihany
104. ari.malala ( 12/01/2006 05:21)
hatrary ka hatraty v le tia raha ry fijo? sao d mba enao kosa ary le tia raha eeeee
105. fijo ( 12/01/2006 20:15)
za tia fa tsy sahy ka
106. Vahinala ( 12/01/2006 20:30)
:roll::roll::roll:
107. fijo ( 12/01/2006 21:14)
vahinala,ka izay no maha virja ahy ko
108. watafon ( 13/01/2006 19:18)
fijo:

za tia fa tsy sahy ka


tsy mino aho lesy an !
109. Veloo ( 13/01/2006 19:22)
inn ndray kay zao resaka zao? :wink:
110. watafon ( 14/01/2006 16:16)
veloo, le hoe tia raha hono fa tsy sahy e!!
111. Veloo ( 15/01/2006 02:07)
wata a tssss tsy bandy kay ilay fijo kle :-D:-D:-D
112. fijo ( 16/01/2006 13:58)
bandy fa kely ka.
wata ,minoa fotsiny e
113. watafon ( 21/01/2006 17:30)
fijo, za mino fôna k ! na tsy mahita aza !
veloo :-D:-D:-D
114. Veloo ( 22/01/2006 00:02)
:-D:-D:-D
115. fijo ( 25/01/2006 04:32)
izany ka hendry,fa tsy toa an'i veloo maditra
116. watafon ( 25/01/2006 18:34)
misaotra btsk ry fijo an! tsisy majinika aty fa raha tsy zany nomeko elà !
117. Veloo ( 25/01/2006 19:25)
za ko ve de maditra?8O8O8O
wata za hono maditra? mba mino an'izany ve njy?:-D:-D:°)
118. fijo ( 25/01/2006 21:31)
minoa fotsiny e,hi hihi tratra ndray veloo le
119. watafon ( 26/01/2006 08:08)
za kosa aloha tsy nilaza oe maditra i veloo e ! fahitako azzy eto alou : hummmmmm !!
120. Veloo ( 26/01/2006 16:32)
wata 8O inn dnray zany :roll::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1764