email mandeha

1. zakony ( 05/12/2005 16:00)
ity izany no atao hoe e-mail mandeha

novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:30
2. sonwin ( 05/12/2005 16:12)
ary toa mandeha marina kle:-D
3. pissoa ( 05/12/2005 16:18)
:-D:-D
tena tsy voavakiko mihitsy le messazy kle :-D:-D
4. Bariry ( 05/12/2005 16:20)
Gravy ndray iny klé. Mandeha marina le izy, saingy tsy mandroso!
5. Veloo ( 05/12/2005 17:03)
zakony tsy ratsy ka .... bariry mba efa mande aloha e :-D:-D:-D:-D
6. Missie ( 05/12/2005 18:27)
Oupssefa sokatsa mafy ato masoko fa héhéhé tsy voavakiko lé mesazy koa kiiiiiiiiiii
Lé izy koa mande fona de tssssssssssss=))
7. akamatiana ( 05/12/2005 18:47)
:-w:-w tena tsy haraka kle :-D
8. Herimiafina ( 05/12/2005 18:55)
Kay lasa ihany izany le e-mail nalefako iny klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
9. diamondra27 ( 05/12/2005 19:14)
za alou mahita ihany kosa e!
toa le manuscrit @ clavier rehetra no ataony ao, mba azo atao replay ve e,, misy £ ao de euros
zao aloha no voavakiko hoe:ho an'ny namana malala rehetra eto @ serasera: miarahaba anareo rehetra, efa akaiky izao ny noely ka ohatrinona ny vola omena anareo atao cadeaux en euros na £ de veloma daholo, mila valiny alohan'ny 15décembre
10. Fiffi ( 05/12/2005 20:10)
way !!! tena mande marina le izy :-*:-*
11. Veloo ( 05/12/2005 20:25)
:-D:-D
12. jennifer2 ( 05/12/2005 23:56)
tena mila manao solomaso special @io mail mndeha io za zany.
13. diamondra27 ( 06/12/2005 00:06)
ty ary le izy fa aleo namana hafa mba hamaly ny traduction- e!

sO:..
$RHu°'
'$$$$r
.l';Fv
'1'
0cnr=U'
u.'csc.'
OivHl."
.Uus$;'..'
.H
14. jennifer2 ( 06/12/2005 00:07)
15. diamondra27 ( 06/12/2005 00:08)
le moderateur ko toa tsy nety nanao le tongotra nefa efa nisarahako les lettres
De manombolka eo @ le=AHNc sy HF' le tongotra
16. diamondra27 ( 06/12/2005 02:49)
toa mivandravandra fotsiny ty jenny fa ahoana
17. jennifer2 ( 06/12/2005 02:51)
tena tsy araky ny masoko le izy koa!
18. diamondra27 ( 06/12/2005 03:06)
toa mivandravandra fotsiny ty jenny fa ahoana
19. jennifer2 ( 06/12/2005 03:14)
efa hoa tsy araky ny masoko ny fandehan'le izy koa!
20. sasa ( 06/12/2005 05:47)
:-D:-D:-D:-D:-D tena tsy voadika io kan!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0647