email mandeha
21. dadabe
(
06/12/2005 06:09)
ouajay le zah tsy kopy !!!
salama zama a(sasa)ary taiza foana le ??aiza i ......toa tsy heno2tsony
salama zama a(sasa)ary taiza foana le ??aiza i ......toa tsy heno2tsony
23. bozimanga
(
06/12/2005 07:41)
tsy ratsy koa ilay iz an! mba ampianaro tsara hoe fa tena tsy azoko eh!
26. Mifenty
(
06/12/2005 11:03)
afangaron'i doty ny filahiana sy ny fivaviana leaza a.
tafiditra anatin'ny fivaviana nefany le filahiana. Mifandray tendro io sary io.
tafiditra anatin'ny fivaviana nefany le filahiana. Mifandray tendro io sary io.
29. diamondra27
(
06/12/2005 12:44)
ity ary misy sopapa e! jereo tsara fa misy sos ao de ny dikany io hoe :"sos= vonjeo"
30. diamondra27
(
06/12/2005 12:47)
mba omeo sopapa @zay ny namana ry zakony a!sady enao koa ametraka problème de iny enao no lasa fa tsy niverina intsony sa hanaovana avis de recherche?
33. diamondra27
(
07/12/2005 00:35)
sonwin kou: marina zany fa nilaza vaovao izy fa raha vakinao le izy de tsy maintsy fantarinao ny dikany.
efa nanao morse izy fa hoe: mande foana izy tsy ankijanona ka mila famonjena , aide SOS de ho an'izay mahay mi-cripté azy ihany no afaka mamonjy, de zany no andefasany azy aty @ namana
efa nanao morse izy fa hoe: mande foana izy tsy ankijanona ka mila famonjena , aide SOS de ho an'izay mahay mi-cripté azy ihany no afaka mamonjy, de zany no andefasany azy aty @ namana
35. sasa
(
07/12/2005 05:16)
Veloo inona no anampiako anjy aza e:-D:-D:-D:-D:-D
dadabe hi hi hihi za lesy tena be kanja be tsy tafiditra mintsy, i .... lesy lasa any Tamaga an! manao stage, tsy afaka miditra mintsy kou
dadabe hi hi hihi za lesy tena be kanja be tsy tafiditra mintsy, i .... lesy lasa any Tamaga an! manao stage, tsy afaka miditra mintsy kou
36. bozimanga
(
07/12/2005 05:29)
tena tsy mahay za eh. mba azonareo azavaina ve ? Araka ny fanazavan' ny diamondra27 dia hoe adika daholo ireo; vitako ny handika ireo fa ny hampihetsika azy no tsy haiko ka mba omeo sopapa fa tena fanina ah.marary ny andohako fa tsy haiko ilay izy.
37. mamzelkely
(
07/12/2005 09:09)
fa tena tokony hisay dikany ve alo io eeeee:-w sô de le mande no fotsiny no tina aseho:roll::-D:-D:-D
40. zakony
(
07/12/2005 16:45)
hay tena lasa resabe tato ity, tena mila vonjyaho aloha aho e, akaiky ny krismasy ny vola tsisy... aleo tsy tantaraina nytohiny fa manjary marary andoha eo nareo, sa misy mila aretinandoha ilazao ihany aho alou:twisted:
fa le email qui marche, et qui fait marcher tout le monde
fa le email qui marche, et qui fait marcher tout le monde
