email mandeha

41. Veloo ( 07/12/2005 19:13)
zakony :roll::roll::roll:
42. mamzelkely ( 08/12/2005 06:39)
mhhhhhhhhhhh:roll:
43. sasa ( 08/12/2005 07:41)
hummmmmmm za aloha tsy narary an-doha e, rehefa tsy haiko d najanoko fa tsy niasa saina aho:-D:-D:-D:-D
44. Veloo ( 09/12/2005 14:54)
:-D:-D:-Dsasa a ie marina ny anjy ka
45. dadabe ( 10/12/2005 08:51)
Hummm mampiresaka an'i veloo njay zama aaaaaannnnn!!!
tsy misy sarikely le
46. Veloo ( 10/12/2005 23:54)
dadabe a i sasa vavy knou, njy ko tsy hita intsony de aleo za sy sasa njay no miresaka ka:-D:-D:-D
47. Herimiafina ( 10/12/2005 23:57)
Otsan'ny mahita fahasarotapiaro sy fifandirana mahafinaritra izany zah klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
48. Veloo ( 11/12/2005 00:10)
49. dadabe ( 11/12/2005 01:33)
herimiafina > he he he

veloo> vavy @ ahoana aza i sasa kle :-w:-w d ho sanatria niova taranja v zama le:-@:-@
50. Veloo ( 11/12/2005 01:47)
dadabe a ny fantatro oe vavy izy ...jereo ny profile:roll:
51. dadabe ( 11/12/2005 10:38)
eny marina kle !! kay vavy zama :-D ary tena mitady kofy ihany izany lery raha izany le
[size=13px]SOS PLANSY MALAKY[/size]
52. Veloo ( 11/12/2005 15:39)
o ry kala dadabe a inn ary ty soratra mena2 ty?
ok la ndray sasa eeeeee la hono sasa?:-D:-D
53. dadabe ( 12/12/2005 11:33)
:-$ tsy hay intsony na lahy na vavy fa aleo mailo kouaaahh!! pilansy hosorana asidra sy pipitsokatra sady feno somisika ,no apetrako ao @ derika ao d raha vao mitsabaka ao d may ny ..... :-$
54. Veloo ( 12/12/2005 16:48)
8O8O
55. dadabe ( 17/12/2005 04:52)
8O8O8O
56. diamondra27 ( 17/12/2005 11:12)
zakony: tsy efa tokony omena @zay ve ny valiny e!
mandeha ho aiza izy io? lahy sa vavy?
de inona no dikan'ireo soratra ireo
57. Veloo ( 18/12/2005 02:30)
:-D:-D:-D:-D dia iandry ela be eo njy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564