hazo noely

1. kinaoly ( 05/12/2005 13:12)
inn avy no azo anaovana hazo noely bio ? manomboka hatramn'ny hazo ka hatran'ny amny girlandy :?:
novalian'i jennifer2 ny 13/12/2005 02:03
2. betty ( 05/12/2005 14:02)
baobab no atao hazo :p
3. Noslid ( 05/12/2005 14:39)
ka ny malaza anieh zao dia ny fiarovava tontolo iainana eh. Dia na hazo maniry ao anaty pot na eo an-tokotany no ravahana na mividy ireny plastika ireny na mividy ireny vita amin'ny tarby ireny. Sady mateza an:P:P:P:P:P:lol::lol:
4. Nickovy ( 05/12/2005 15:26)
^:^:^:^^:^^:^ fa tokony ho dinihina koa hoe inona moa ny antony hankalazana ny noely. Toa lasa resaka commerce sisa. Mandeha be ny tsena @ fotoanafanomanana ny noely, dia be dia be ny mamo @ sasakalina, dia ny fifampizarana cadeaux no toa handaniana ny alahadin'ny Noely @ toerana sasany :oops::oops::oops:dia hadino ny niandohan'ny Noely sy ny Fiangonana=((=((=((=((:snif::snif::snif::snif
5. diamondra27 ( 05/12/2005 16:27)
tena tsara ny fanontanianao, ny lehilahy koa azo atao hazo noely, jereo any @ hatsikana
6. diamondra27 ( 05/12/2005 16:33)
azafady tsy any @ hatsikana manko fa eto @ty eritreritra ty ihany, ao @ le oe: resto chinois
7. dadabe ( 05/12/2005 16:39)
oadray ry diamondra sady ary no aty ve ??

amiko ny hazo noely =tsy miekzista =zah tsy mankalaza ./.8)
8. Veloo ( 05/12/2005 16:42)
dadabe a kay tsika roa tena natao ho iray knou :-D:-D:-D:-D
9. betty ( 05/12/2005 19:48)
grenadrel no atao boules :p
10. chipie1 ( 05/12/2005 19:49)
kinaoly > ampiko kely lé fanontaniana ! de inona avy ny lokony le azo hanaovana azy
11. betty ( 05/12/2005 19:50)
grenadrel no atao boules :p
12. chipie1 ( 05/12/2005 19:51)
dia voaloboka no hatao girilandy
13. Veloo ( 05/12/2005 20:13)
:-D:-D
14. jennifer2 ( 05/12/2005 23:01)
saosety maniry koa azo atao girlandy tsara.
15. pika ( 06/12/2005 06:36)
nareo kosa e :-D:-D:-D
16. Bibilava ( 06/12/2005 13:51)
Ny mpanankarena no atao hazonoely no tsara.Amin'izay mba misy ihinanan'ny boay kely.Raha tsy izany dia aleo ompaina fotsiny izay i Dadabe Noely fa miangatra.:lol:
17. pika ( 07/12/2005 07:06)
aleo ompaina fotsiny izay i Dadabe Noely fa miangatra

fa iza ilay dadabe noely @ bibilava e:?::?:
18. betty ( 07/12/2005 19:45)
bibilava : mpanakarena zany ve ho bio? :p hihihih
......de inn njay atao labozia ? :p... tsy aleo v jabora :p
19. fijo ( 07/12/2005 21:52)
ary raha andefasana olitra ,amin'izay be biby kely tsara?
20. jennifer2 ( 09/12/2005 03:50)
an3!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3777