Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hesham
(
14/12/2005 02:57)
tiako ianao
Amintsika malagasy manko otran`ny afahafa be ny milaza hoe \"tiako ianao \" amin`ny namanao tsotra na dia tena tianao ary ilay namanao otran`ny hoe tsy sahy miteny hoe tianao izy fa @ fihetsika no ane...
tohiny
novalian'i Karenjy ny 20/12/2005 20:00
vetsoko
(
13/12/2005 15:12)
IL FAUT SAVOIR ET RECONNAITRE
Mpianatra aty ivelany ny tenako;géopolitique et enjeu stratégique no filièreko de nataonay ohatra i madagasikara de gaga be za sady nalahelo
Fantatrareo ve fa scandaleuse ny situation économiquen...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2006 19:45
vetsoko
(
13/12/2005 15:01)
analyse
après analyse sy recoupement dia ireto no voahangoko,(mpanao gazety aty ampita ny tenako):
.50 000 eo ho eo no mpivavaka tao @ fpvm
.16 no isan'ny sampana ary au moins misy 200 ny membres isaky ny ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 19/12/2005 13:51
yehel
(
13/12/2005 14:18)
Mila mamokatra sy culture d'entreprendre
Mampalahelo raha zao foana no hiainana eto dago.
Tsy maintsy miankina etsy sy eroa.Ny prioroité dia ny "mamokatra e".Esorina tany @zay lé "sitranie".
Efa maro loatra lé génération potika.Fo...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2006 14:12
hery
(
13/12/2005 13:08)
Tsy tafiditra @ BIOS
Niditra tamin'ny BIOS setup aho dia nikitikitika tao dia toa désactivé ny port. Rehefa novelomina ilay ordi dia ny clavier kay no desactivé dia tsy mety velona... dia tokony haverina ilay port desa...
tohiny
novalian'i sadakely ny 03/01/2006 07:50
ravatorano
(
13/12/2005 12:21)
tena aleo ihany asiana fiheverana ny toy itony
Tamin ity taona ity dia nisy olona iray tao amin 'ny fianakaviako izay novonoin 'olona.Vao haingana koa dia nisy namana anakiray izay novonoin 'olona.
Ny antony dia halatra : vola vaky trano opérati...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/12/2005 14:59
diamondra27
(
13/12/2005 12:12)
firy andro
fa hono hoa: mba manontany anareo lhl fa nisy resaka nifanaovana t@ manodidina indrindra vao tsy ela akory fa nandritra ny journée ny sida, de hoe: firy andro no tantinareo tsy miray amin'ny vhv, ary...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 23/03/2006 12:40
Mifenty
(
13/12/2005 11:42)
herinandro mi masta .... ... milay ka
hahaha
mlay kou le oe herinandro mi masta kle.
herinandro mi masta = herinandro tsisy xxx
hahaha...
tohiny
novalian'i ako ny 15/01/2006 02:55
Fiffi
(
13/12/2005 10:23)
Vanitika kely aloha e!
TITRE= TRADUCTION LIBRE...TENA LIBRE
-bénéfice route pour lui= tombon-dalana ny azy.
-sauterelle ne dort pas 2fois sur le portail=ny valala tsy in-droa mandry
am-bavahady.
-fils du boe...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2006 19:15
Vanilla
(
13/12/2005 08:49)
Ashley Judd's Journal in Madagascar
http://journals.aol.com/ajuddinafrica/AshleyJuddsJournal/
...
tohiny
novalian'i hesham ny 18/12/2005 23:50
kafmalbar
(
13/12/2005 08:04)
ny lehilahy sy masturbation
Nisy sondage nivoaka dia hoe 90% dia efa nimast daholo eny fa na ny efa manambady aza,ka hoe misy fiantraikany amin'ny fahasalamana ve izany ???...
tohiny
novalian'i Rwin ny 27/06/2014 20:11
notron
(
13/12/2005 07:03)
Monsieur Le Mafibe
- Bonzouro enao Mesie Le Mafibe
- Salut Zandrikely
- Enao hono refa tezitra de tena mamono mahafaty olona mihintsy an!
- Tsy voatery rehefa tezitra fa misy antony ka, ary tena matiko tsy misy raisi...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 15:48
lapino
(
13/12/2005 06:05)
Mondial 2006
Halefa any am-piangonana protestanta any Alemaina hono ny lalao amin'ny fiadiana ho tompon-daka eran-tany amin'ny baolina kitra!
Tokony ho mety ve izany?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/12/2005 13:31
hery
(
12/12/2005 20:54)
Fantatrareo ve Razia Said?
Razia Said dia mpihira malagasy manana ny lazany eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Hanao fampisehoana ao Paris izy amin'ny 14 desambra izao (A la Java 105 Rue, du faubourg du temple, 75010 PARIS) a...
tohiny
novalian'i watafon ny 17/12/2005 05:45
syga
(
12/12/2005 15:01)
Il est temps de faire la révolution malgache
Il est temps de faire la révolution malgache.
Nos parents sont des aliénés, ils ne se sont jamais occupés de nos avenir, ce sont des égoïstes. Il est temps que les vieux malgaches, qui ont v...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 13/12/2005 15:34
zama91
(
12/12/2005 13:48)
bresil champion du monde 2006
Raha jerena ny mpilalao an'ity bresil ity dia tsy hisalasalana fa izy no ho tompondaka ADRIANO avant centre Robhinoh en soutien RONHALDHINOH demie gauche kaka a droit 2recuperateur junhinoh' claberson...
tohiny
novalian'i fabrice ny 22/04/2006 14:30
hery
(
12/12/2005 11:05)
Tononkalo Noely
Misy vitsivitsy ihany ny tononkalo momba ny noely ao amin'ny [b]vetso.serasera.org[/b]... angamba fotoana mampisy aingam-panahy hanoratana tononkalo momba ny noely izao ho an'ireo izay manana izany ai...
tohiny
novalian'i hery ny 12/12/2005 11:06
RockyMaivia
(
12/12/2005 08:33)
Teny gasy!!
Sahirana ny ankamaroan’ny Gasy " moderne " rehefa hamaky ny teny gasy. Hany ka lasa kamo mamaky boky na lahatsoratra amin’ny tenin-drazany. Sanatria ve ka tsy ho fidiny sisa ny fahaiza-mamolaka ny...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/12/2005 17:12
vaovao
(
12/12/2005 08:07)
Ny Antsa Fitiavana(Tamatave)
Za zany mba te hahafantatra bebe kokoa @ io tarika iray io ka mba mangataka ny fanampian'zay mahafantatra misimisy e!Tiko le tarika fa tsy hoe hataoko inn akory ry zareo an!...
tohiny
novalian'i hesham ny 18/12/2005 23:37
Lov
(
12/12/2005 05:32)
Famoran-jazavavy aty Afrika
Malaza an-gazety tatoato ny famoran-jazavavy (FGM-Feminine Genitale Mutulation or clitoridectomy)indrindra aty Afrika, mpandala ny nentin-drazana. Mihenjan-droa ny tady eo @ mpandala ny zon'olombelona...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:48
