firy andro

1. diamondra27 ( 13/12/2005 12:12)
fa hono hoa: mba manontany anareo lhl fa nisy resaka nifanaovana t@ manodidina indrindra vao tsy ela akory fa nandritra ny journée ny sida, de hoe: firy andro no tantinareo tsy miray amin'ny vhv, ary tsy mi-masta
2. raker ( 13/12/2005 15:07)
ny saina iany noho mitondra izany .
Ny minitra mety @taona ary ny taona kosa mety hoe segondra...lol
Ny ahy 8 mois noho ela indridra..
3. Veloo ( 13/12/2005 18:01)
4. Herimiafina ( 13/12/2005 22:01)
Le tsy miray amin'ny vehivavy aloha vita ihany na dia folo taona aza fa le tsy mi-masta kosa angamba tsy de mety loatra raha mihafihafy e, zavatra favy be iny. hehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
5. Lepetitbeau ( 14/12/2005 09:18)
Amiko aloha zakan'ny lhl foana na 20 taona aza e!
6. pissoa ( 14/12/2005 15:03)
7. kafmalbar ( 14/12/2005 15:45)
Raha celibataire aty amin'itony tany mandroso intony angamba mba mety hoe mba miaraka amin'ny vehivavy 2a 3fois par mois,fa ilay mi mast tena sarotra ny manombatombana azy.Rehefa 4fois par mois ve tsy mba efa antoniny,sa ahoana hoy ry herimiafina,sa ny anareo kosa efa tsy araky ny tamina,tapaka ao io fa dia sosotomy lava ao
8. fijo ( 14/12/2005 22:09)
diamondra kely o;za zao mbola virja.
9. Herimiafina ( 15/12/2005 03:27)
Ka le mi-masta anie tsy atao be loatra e, eo amin'ny fito isan'andro eo izy ataoko fa atonony klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 15/12/2005 07:07)
fijo: de arahabaina soa amantsara zany e! tandremo ary @ voalohany sao de ratsy fitotona fa efa nisy olona voan'ny sida nefa sambany vao niray aranofo,de nanenina tongotra amantanana. miandrasa le taolatehezana e!, sao de mba za aza io kle. Manaova satroka refa tonga le fotoana de tsarovy za, hi hi hi
11. diamondra27 ( 15/12/2005 07:15)
fijo : ity misy blagy ho anao manokana sy namana hafa:
nisy kala iray zay hono nafeperan'i RAD tsara momba ny firaisana aranofo; kanefa refa tonga le fotoana de nigogogogo nitomany izy sady nanantona an'i mamany, de ozyle mamany oe: maninona enao anaka no mitomany toa io de ozy le zazavavy oe: tena voadona mafy aho ry Mama a!
f'ahoana e? voan'ny SIDA za!de nikorapaka le mamany, hoe loza zany ry tany amandanitra,efa nafaparako enao nefa de mbola voadona ihany, de ozy razazavavy namaly nanao hoe: tsy araka ny niheveranao azy fa voan'i Simon Isidore Daniel Alain za de nigogogogo teo izy, nihonona kely ny mamany fa hoe: tsy voan'i SIDA nefa na dia izany aza de nalahelo ihany

moralité:????
12. fijo ( 15/12/2005 22:00)
ao ary fa hiandry andry aho e.nefa anie za izany efa mba te hummmm mafy e
13. diamondra27 ( 16/12/2005 06:04)
fijo:aleo aloha handeha miadana zany e!
mbola :-*:-*:-*:-*:-* fotsiny aloha zany e!
de :lol::lol::lol::lol
14. akamatiana ( 16/12/2005 18:30)
ze aleh kou resaka mi-masta zany fôna , fa inn kay zany euuuhh!!:roll::-w
15. lapino ( 16/12/2005 18:42)
Akamatiana < Herinandro tsisy xxx hono tsinona ko! De herinandro mi-masta :-D:-D
16. fameusecousine ( 16/12/2005 21:14)
Le tsy miray amin'ny vehivavy aloha vita ihany na dia folo taona aza fa le tsy mi-masta kosa angamba tsy de mety loatra raha mihafihafy e, zavatra favy be iny. hehehehehehehehe


de ahona zany kle=))=))=))=))=))
17. fijo ( 16/12/2005 22:59)
za indray maskita no tiako raha izay ka
18. akamatiana ( 17/12/2005 14:38)
lapino :-D:-D
19. diamondra27 ( 17/12/2005 17:59)
tena mahatanty kosa daholo ny lhl eto @ serasera zany an! bon courage e!
20. zama91 ( 17/12/2005 21:31)
no comment izany ry diam an,ireo ve hiteny ny tena marina eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1239