firy andro

41. diamondra27 ( 11/01/2006 06:29)
42. memerz ( 11/01/2006 20:34)
VETAVETA DAOLO TENISANY , tsy misy miafina !
43. diamondra27 ( 12/01/2006 06:45)
memerz: aiza kosa e! de tsy hiresaka mihitsy zany zahay
44. Vahinala ( 12/01/2006 07:50)
fijo > Mandrapihazakazaka ary tsy efa lasa ihany ve le izy e ! :-D:-D:-D

memerz > Vetaveta ahoana kosa aky zay an, fiainana daholo anie zany e !
45. fijo ( 12/01/2006 20:29)
vahinala ,ka tazomina mafy aloha ka.hi hi hi
ary iza koa io mody jokotsorika io le
46. Vahinala ( 12/01/2006 21:09)
fijo > hahahahaha vetaveta njy aony tsika e !
47. fijo ( 12/01/2006 21:19)
ka izy izany tsy mba manao vetaveta ,fa vetivety ihany ko
48. Vahinala ( 13/01/2006 08:56)
fijo > :-D:-D:-D:-D:-D:-D
49. mandrindra ( 13/01/2006 13:22)
marina lesy zany ry fijo, fa izy koa anie sady mety tsy manao no tsy miresaka fa tia mijery fotsiny e, ohatran'izao ataony eto izao dia faly ery ry memerz mamaky dia avy eo mody mamely fantsy kely.
50. Vahinala ( 14/01/2006 11:33)
mandrindra > Hita ko !
51. Mifenty ( 14/01/2006 12:14)
vahinala>>

de tsy voretra b v ouny le telefonn refaveo sa tsy mitantara izy le.

:-D:-D
52. Vahinala ( 14/01/2006 12:17)
Mifenty > Tssss ratsy saina an !:-D:-D:-D:-D
53. nani ( 14/01/2006 12:29)
Vahinala hummmm !
hahahah tsy manaiky mintsy an , heheheh efio ao aolha fa keli sisa eeee
54. Vahinala ( 14/01/2006 15:25)
nani > ka tsy maintsy tsinn e ! hahahahahaha:-*:-*:-D:-D:-D:-D:*
55. fijo ( 17/01/2006 22:04)
vahinala ,dia tsy hanao souvenira kely aty mihintsy ve ndry?sao manenina ary
56. Vahinala ( 18/01/2006 11:06)
fijo > Hihihih maneninn aona njay e !
57. fijo ( 18/01/2006 20:29)
hummmmmm sao hanenenana any ahoriana an.ndao ary moa ko
58. mandrindra ( 19/01/2006 10:52)
fahatsiarovana omen'ilay virja !!!
59. Vahinala ( 19/01/2006 11:00)
fijo > Za tsy mbo manenina zany amin'ny fiainako e, izay vitako na ratsy aza ny vokany dia zakaiko foana satria efa vita tsinona ka mbola handany andro hankaray fo amin'ny nenina eo ! Tsy mi existe anaty diksionera io terme io e ! :-D:-D:-D:-D:-D
60. fijo ( 19/01/2006 20:50)
hummmmm,ka sao mba zavatra tokony hoazo ihany nefa dia nolalovana fotsiny ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1033