firy andro

61. Vahinala ( 20/01/2006 08:47)
hummmm mbola hahita foana na mety ho leo ndray aza koa ! :-D:-D:-D:-D
62. mandrindra ( 20/01/2006 09:02)
vahinala ny azo anio hano anio fa aza mano izany hoe mbola hahita foana izany
63. Vahinala ( 20/01/2006 16:15)
mandrindra > Refa ts mahita hoa d tanàna no atao solony !

64. diamondra27 ( 20/01/2006 16:26)
:b:b
65. fijo ( 20/01/2006 19:41)
vahinala,aza mandoto tananan amin'izany wa
66. Vahinala ( 21/01/2006 12:34)
fijo > Fa ahoana no haloto e ! Fa anga le zavatra maloto !
67. mandrindra ( 27/01/2006 12:56)
Vahinala:

mandrindra > Refa ts mahita hoa d tanàna no atao solony !



io fa mitranga lela, te hihinana angaha, sa amin'ny tanana ny fihinanana ?
68. Vahinala ( 27/01/2006 18:25)
mandrindra > Te hinana inn ? :x:x
69. fijo ( 27/01/2006 21:52)
vahinala an,tsika tsy arabo ka hisakafo amin'ny tanana.
70. Vahinala ( 27/01/2006 22:47)
fijo, ka rehefa tsisy sotro re d pehana am tanàna zany an !:-D:-D:-D
71. fijo ( 28/01/2006 04:22)
an an kosa e,aleo ihany mitaby bagety kely tsinoa.hi hihi
72. Vahinala ( 28/01/2006 16:00)
fijo > Tsy kely loatra ndray less reny an !:lol::lol:
73. fijo ( 01/02/2006 04:44)
ka rehefa tsy misy ve ranona..
74. diamondra27 ( 01/02/2006 05:46)
ny afrikana koa mihinana @ tanana kà
75. Vahinala ( 01/02/2006 11:48)
fijo aleo ranona tsy manao toy izay ireny a, bitika loatra ko !
76. fijo ( 02/02/2006 21:19)
vahinala ko,miaingitraingitra tsssss
77. diamondra27 ( 23/03/2006 12:40)
de hijanona virj foana eo enao ry fijo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2477