Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Lov, milahatra araka ny daty
Lov ( 06/08/2007 10:12)
Fomba Antambahoaka(Mananjary) momba ny zaza kambana
Mila fanampiana amintsika namana izay mba manana tahirin-kevitra na loharanon-kevitra (na sary...)momba ny zazakambana amin'ny fomba Antambahoaka...Ilaina amina "seminar" iray. Tsy mahita boky momba i... tohiny
Lov ( 12/12/2005 05:32)
Famoran-jazavavy aty Afrika
Malaza an-gazety tatoato ny famoran-jazavavy (FGM-Feminine Genitale Mutulation or clitoridectomy)indrindra aty Afrika, mpandala ny nentin-drazana. Mihenjan-droa ny tady eo @ mpandala ny zon'olombelona... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:48
Lov ( 10/07/2005 18:13)
Mba omeo ohabolana mananihany !
Misy ireo ohabolana malagasy izay toa mananihany sy mampihomehy nefa tena oha-pitenenana tokoa, sady mahalaza ny tian-kambara, misy ohatra ny momba ny sola, antitra,... Inty ohatra iray : -Sola mil... tohiny
novalian'i kitjo ny 12/12/2006 19:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8059