Tononkalo Noely

1. hery ( 12/12/2005 11:05)
Misy vitsivitsy ihany ny tononkalo momba ny noely ao amin'ny vetso.serasera.org... angamba fotoana mampisy aingam-panahy hanoratana tononkalo momba ny noely izao ho an'ireo izay manana izany aingam-panahy izany. Azontsika jerena eto ambany ireo tononkalo vitsivitsy mikasika ny noely
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso%2Fvetso&tadiavo=noely
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso%2Fvetso&tadiavo=krismasy

Nahitsin'i hery
novalian'i hery ny 12/12/2005 11:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.38