Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tafita
(
19/12/2005 19:16)
JOYEUX NOEL ET BONNE ANNEE ARAHABA E
Mamangy anareo , na de hoe tsy hita lasy
Fa ato anaty taratasy
Ary de mirary soa ka manoratra kely
Hankalaza ny NOELY
Ho an'ny namana rehetra ato anaty serasera
Na lahika na mon Père
Mirary s...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 20/12/2005 21:42
zandrikely
(
19/12/2005 18:29)
ho anareo joba
maninona kay nareo joba no manintona sy mijerijery nefa rehefa hiresahana sy antonona dia tsy miteny fa miavona ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 23/12/2005 22:13
antso2005
(
19/12/2005 16:18)
Borneo sy East Africa, ireo indray hono no fihavintsika e
Borneo, East Africa, ireo indray hono no fihavintsika raha ito lahatsoratra ito no vakina:
[b][i]Half of the genetic lineages of human inhabitants of Madagascar come from 4500 miles away in Borneo,...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/03/2006 13:21
lapino
(
19/12/2005 13:24)
Tononkira "Vantara" - Mamy Gôtso :-)
Mba mitady tonon'ny hiran'i Mamy Gotso hoe "Vantara", fa ohatra ny reveko be zany kle. :)
Nandeha tamin'ny telegasy.info vao izao mihitsy kle :)
"[i]Mampalahelo ty fomban'olombelo
Iha mba manao...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 19/12/2005 19:22
lallaina
(
19/12/2005 11:45)
Tanjombato
Nareo ve efa naheno ilay nalaza be tato ho ato momba ilay ankizy nitsimpona vato kely teny akainina fasana inona marina no tena zava-nitranga e?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 13/01/2006 06:33
rabezizily
(
19/12/2005 10:04)
Inona
Inona ary no mahatonga ny biby rehefa
mihinanjavatra de tsy maintsy mifofona???...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:25
rabezizily
(
19/12/2005 10:00)
Ahona ???
Mba toroy hevitra ry zalah
@ ty aretikibo ity fa tena tsy laitra a!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:23
rakekely
(
19/12/2005 10:00)
dia mba mety ve................
Olona manam-pahalala, manam-pahaizana, tsongoin'olom-bolo nefa manao toetra tsy manjary, be loha tsy ampy saina;
3FN milaza ho tia tanindrazana nefa tsy manara-dalana, mikatsaka izay hampahoriana ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:57
taratrakely
(
19/12/2005 09:58)
ny tiany
tsy mifidy vava havoaka mihintsy ny renin'i zefinina.i Zefinina koa moa be saina.
indray andro ary hoy ny renin'i zefinina.
-mandehana r'ilay alikavavy ty mividy laoka a! ataovy hena dia mba safidi...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:43
rabezizily
(
19/12/2005 09:43)
Volo
Marina ve zany hoe :
"rehefa tsisy volo hono ny ... de matsatso"?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/12/2005 19:18
zefalah
(
19/12/2005 09:34)
mitovy iany
mpikafara olona izay tsy izy i zendede,na amin'ny zavatra kely izany na lehibe.
nony nandeha niandry faty izy sy zanpoly dia nihira mafy i zanpoly nanao hoe ANY ANDANITRA ANY NO FONENAKO!!
dia hoy i...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:44
zefalah
(
19/12/2005 09:30)
misy antony
hoy ity mpampianatra iray tamin'i mpianany.
-tsy tongatonga ho azy akory ireny anarana ireny fa misy hevitra fonosany. Oatra hoe hariveloizao: ny hary teo amin'ny malagasy dia milaza hazavana,ary reh...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:45
hery
(
19/12/2005 09:14)
Jery todika xxx :-)
Vita izany iny ny herinandro tsisy xxx. Ahoana no fahitanareo azy? Ny hevitrareo sns?
Ny mpamangy ny forum aloha tsy niova... ny mpanoratra angamba no niha vitsy. Ny hafatra koa niha-matotra :-p
...
tohiny
novalian'i cutie ny 24/12/2005 04:20
jentilisa
(
19/12/2005 06:37)
"Tsy maintsy mbola hiverina eny @ 13 izahay" 3FN
Tena variana aho ry zareo fa io no fanapahan-kevitry ny 3FN angamba taorian'ireny toe-javatra ireny. Voaloham-pejin'ny Express de Madagasikara no nisy io...Mba jereo hoe ny ao anatiny?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2006 21:47
Rafiombonana
(
18/12/2005 20:46)
Tena marina ve fa . . . ?
Tsy mitsara aho fa mba curieux fotsiny. Toa maro reo sipa no minamana amin reny frera na mopera reny, ary misy tena mpinamana be mihitsy, nefa talo hono na ny fiaran dry zala aza tsy azo nitaingenan n...
tohiny
novalian'i Ragadona ny 23/12/2005 20:04
hesham
(
18/12/2005 17:13)
firy herinando ny tsisy xxx vao tampitra ee!
Fa rovina vo tampitra ny tsy fampiasana xxx ee . Mijaly mintsy zay tia xxx tony eee.Asio amizay eee le xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 19:58
hps
(
18/12/2005 16:56)
Mitady tondrom-peo (Ry lasako an'i Solo)
SLT
Mba manaitaitra kely ny namana rehetra fa tsy ny namana sosoa maraina .Ho anareo mpiangaly ny Gitara dia mba mangataka ny tondrom-peo ny solo ( Ry lasako do; re; mi...)Rija Ramanantoanina( Omeo ...
tohiny
novalian'i mahlalah ny 25/01/2006 13:56
Maheriloha
(
18/12/2005 14:24)
Poika
Zava-nisy ity : indray androy tafahoana ny fianankaviana ka nifampitantara ny laoka fety .Hoy ny iray rehefa nahita an'i KETAKA tsy dia niteny firy hoe : FANTATRO NY LAOKANAREO NA TSY HITENY AZA INDRY...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:17
joda
(
18/12/2005 14:21)
sopapa ho an'ny mpanohitra ....
raha tsy mbola eo ny mfm aza mankeny @ 13 mai araho ny tantara depuis 13 mai 72...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:47
Maheriloha
(
18/12/2005 14:18)
C'est pas possible
Indry andro tafaraka tao anaty train ny sipa 3 ka niresaka . Hono aho akia , izany hono fa arakaraka ny fisokatrin'ny vava no fisokatry ny ary ambany ary??? dia hoy ny iray tamin'izy ireo sady menamen...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:18
