firy herinando ny tsisy xxx vao tampitra ee!
1. hesham
(
18/12/2005 17:13)
Fa rovina vo tampitra ny tsy fampiasana xxx ee . Mijaly mintsy zay tia xxx tony eee.Asio amizay eee le xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
novalian'i fijo ny 23/12/2005 19:58
4. jennifer2
(
18/12/2005 17:48)
voa mafy angaha hesham? woaow, mahafinaritra zany, tsy aleo mba ohatranay tsy mpanao xxx a! zany mantsy rehefa tia mitsikilo loatra anay sy herimiafina!
7. Herimiafina
(
18/12/2005 18:31)
hesham:
Fa rovina vo tampitra ny tsy fampiasana xxx ee . Mijaly mintsy zay tia xxx tony eee.Asio amizay eee le xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ka elah anie ry boay kely na hanao xxx aza fantatra foana amin'ny fomba fanoratra e, ndrindrandrindra refa ao anaty resaka fitiavana ao klé, hehehehe:-D:-D
8. hesham
(
18/12/2005 22:35)
herimiafina ka fitiavana anila doli zany kou . Njaso njai za hiova any 2 resabevavy any amizay tsy fantatry lah hihihi.
Jennifer ntssss fa iny le fijerinjy sy fanaonareo sy herimiafina iny ouppsss kai moa mpianadahy nareo .
akamatiana ka za ange mba misy zavatsa tiko tenenina nefa tsy tiko fantats`olona za manoratsa azy sao dia tara amiko doli ny bandy , hitanji amizao i herimiafina mbola miseho za de efa potika be amiko izy .

9. ari.malala
(
19/12/2005 05:08)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dtena aleo nefa lesy ry hesham ho @zao ihany ra azo atao ka!