firy herinando ny tsisy xxx vao tampitra ee!

21. Fiffi ( 19/12/2005 15:18)
Veloo , lapino: toa mivanitika fotsiny ianareo zany , ao fa ampiko koa e! na dia tsy lasako mihintsy aza ilay xxx e!:-D:-D:-D:-D
22. akamatiana ( 19/12/2005 19:09)
:-D:-D
23. lapino ( 19/12/2005 19:28)
:-D:-D
24. Veloo ( 19/12/2005 19:48)
fiffi a ka njy mampime knou...:-D:-D
25. Fiffi ( 19/12/2005 20:42)
veloo: way fa maninona indray aho no mampihomehy andriko ? fa tsy aleo kosa aloha ve mihomehy e! sa ahoana ?:-D:-D:-D:-D
26. Veloo ( 19/12/2005 20:44)
fiffi a zany aloha e :-D:-D:-D:-*:-*
27. akamatiana ( 19/12/2005 20:45)
:-*
28. Fiffi ( 19/12/2005 20:48)
Veloo , akamatiana , aleo hivanitika kely fa tssss:-D:-D:-D:-D:-D
29. hesham ( 20/12/2005 01:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D enfin , oufffffff xxx is back weeeeeeeeeeeeeeee
30. jennifer2 ( 20/12/2005 02:17)
hesham: Zay de faly ery! sady izay injay miseho manambitamby an'i herimiafina! Tsss, tsy ho tratrako any @ ankodimirana angaha!:evil:
31. Herimiafina ( 20/12/2005 02:18)
Tsss, hanao ny hataony njay ra hesham fa tapitra ny xxx klé, tsss, hehehehehe:-D:-D
32. jennifer2 ( 20/12/2005 02:21)
Hita fa zany mihitsy, de mbola tinao foana ve izy na de zany aza?:cry:
33. Herimiafina ( 20/12/2005 02:32)
Ao ary re ry jenny kely an, :-*.
Ka izy anie namantsika foana akia na de maditsa ratsy aza e, sa tsy izany?
34. jennifer2 ( 20/12/2005 02:34)
Ka za tsy tia azy!
35. Herimiafina ( 20/12/2005 02:42)
Fa maninona akia, manjary mampanaelo be herimiafina raha tsy mifankatia enao sy hesham?
36. hesham ( 20/12/2005 02:47)
jennifer tsy tinji ve za satsia mifankatia zay sy herimiafina .
37. jennifer2 ( 20/12/2005 02:50)
hesham: njy tia an'i herimiafina de alaindry ambongadiny fotsiny izy, de lasa tsy tiako njy!
38. jennifer2 ( 20/12/2005 02:51)
Fa ho fanomezako fahafaham-po an'i herimiafina nefa de tiko njay njy ka!
39. hesham ( 20/12/2005 03:08)
za nefa lasa tsy tia anji fa lasako en gros i herimiafina :-D:-D:-D ka za ihany no tena mahafapo azy ka @ retsaretsa io an !!!
40. Herimiafina ( 20/12/2005 03:31)
O ry hesham sy Jennifer an, aoka hoa izay fa aza avadika ny resaka, ny lohahevitra banjinina, mahazo hafatra zato amberivo mintsy zah momba anareo ireo, tsss, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2052