firy herinando ny tsisy xxx vao tampitra ee!
46. Fiffi
(
20/12/2005 05:13)
jenni: way , elaela ndriko tsy tazana , noheveriko nanao haditrana tany nampianarin'i herimiafina moa ?:-D:-D:-D:-D , eny wa !!! aleo hajanona @ izay io xxx fa toa manadala fotsiny
48. Fiffi
(
20/12/2005 05:18)
akamatiana , salut ndriko aloha e! andao hifampitantana hanao grevy :-D:-D:-D
betsaka ka! itandriko ary t@ fotoana tsy azo nampiasaina an'io tafita soamantsara hiany anie ny rehetra e!
betsaka ka! itandriko ary t@ fotoana tsy azo nampiasaina an'io tafita soamantsara hiany anie ny rehetra e!
50. hesham
(
21/12/2005 00:44)
hihihi mbola tsy ampy 10 akory ary nareo mpanohitsa kou nefa mbola firy ny isan`ny mpikambana hihihihi.
herimiafina hafatsa inn azonila any candidate ve hihihi .
Ary herimiafina wa to lasa matotsa be tatoato eee fa naninn , nahazaka sipa henjy be njai nga , aleoko ihany maditsa kle toy izay le mody henjy nefa loza otsanji jennifer reto .:-D:-D:-D:-D

51. Herimiafina
(
21/12/2005 01:31)
O ry hesham an, tsy tokony nipetraka mihintsy anie ity fanotanianao ity e, efa nataon'i Hery mazava be ary ambadika ary hoe HERIN'ANDRO tsisy xxx tsinona, de mbola manontany ihany njy hoe FIRY HERIN'ANDRO ny tsisy xxx vao tapitra e? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
53. jennifer2
(
21/12/2005 04:08)
Fiffi a! za akia teto foana a!
Akamatiana, Fiffi, Veloo, andao koa mba ho eny @ 13mai de hilahatra hanao hoe: tsy asiana xxx ao @ serasera e!
Akamatiana, Fiffi, Veloo, andao koa mba ho eny @ 13mai de hilahatra hanao hoe: tsy asiana xxx ao @ serasera e!
55. Fiffi
(
21/12/2005 10:01)
jennif , akamatiana : raikitra izany e! an3 akamatiana a! na dia mbola dec ary isika tsy maninona ange e! fa eto aloha no manao propagandy tsy hisian'ny xxx e! :-D:-D:-D
57. hesham
(
22/12/2005 12:31)
herimiafina mbola tsy azo nampiasaina ny xxx t@ za nanoratsa ka jereo le daty.:-D:-D:-D